Malagasy mpikatroka 11 mianadahy no misolo tena an’i Madagasikara any Pretoria mandritra ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja judo. Medaly volamena iray, volafotsy 1 ary alimo 2 no efa azon’izy ireo. Tamin’ny hafaliana tanteraka no nandraisan’ny judokas malagasy, Razafindrakalo Natacha, ny medaly volamena, nandritra ny fandraisany anjara tamin’ny fiadiana ny […]
Fanatajahantena
Fifanintsanana Mondial 2026: mety ho any ivelany indray ny lalaon’ny Barea
Lasa mangina ny resaka fikarakarana ny Kianja Barea Mahamasina. Hatramin’ny omaly, tsy mbola nisy ny tohiny momba ilay fitaovana hikolokoloana izany. Manahy ny zava-misy ny mpankafy baolina kitra malagasy maro fa mety hatao any ivelany indray ny fihaonan’ny Barea de Madagascar, ny volana septambra ho avy io. Roa volana eo […]
Rallye – Bangsean Grand Prix: handray anjara Razanakoto Iaro
Hotanterahina ny 5 sy ny 6 jolay ho avy izao, any Thaillande, ny Bangsean Grand Prix, dingana fahatelo hiadiana ny ho tompondakan’i Asie, amin’ny familiana fiarakodia (Grand Tourisme 4). Anisan’ireo handray anjara ilay Malagasy mpanamory, Razanakoto Iaro ao amin’ny klioba Team Porsche B-Quick. Raha tsiahivina, mitana ny laharana faharoa vonjimaika, […]
FIBA 3X3 “World Cup”: ao anatin’ny 20 voalohany maneran-tany i Muriel sy i Livio
Na teo aza ny faharesen’ny ekipa malagasy tamin’ireo lalao 4 avy nataony, nandritra ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja basikety 3×3, tafiditra anatin’ny 20 voalohany maneran-tany, i Muriel sy i Livio. Namoaka ny lisitr’ireo mpilalao 20 mendrika indrindra maneran-tany teo anivon’ny Fiba, omaly. Vaovao tsara ho an’ny Malagasy izany satria […]
Kick-boxing: hatao amin’ny oktobra ny X-Trême Combat
Nahomby ny fifaninanana “Combat Avenir V”, taranja kick-boxing, notanterahina teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny alahady 22 jona lasa teo. Ady 145 no nitranga nandritra izany izay tena niady avokoa, raha ny nambaran’ny filohan’ny klioba mpikarakara, ny Lion Force, i Boto Gilbert. “Feno hipoka ihany koa teny an-toerana tamin’io andro […]




