Tsy manaiky ny fandavan’ny mpitsara ny baolina matiny nandritra ny fihaonany tamin’ny CFFA ny AS Fanalamanga. Araka izany, nitondra ny raharaha eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra izy ireo. Takiny ny hanekena ny baolina maty ka handreseny 2 no ho 0. Nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny tomponandraikitry ny […]
Fanatajahantena
SOMBIM-BAOVAO
Hatao ny 7 hatramin’ny 9 jona izao ny “Judo camp DMJ3” karakarain’ny Diaspora malagasy eo amin’ny taranja judo. Any Luisant, Chartres no hanatanterahana izany ka ho feno tanteraka ny fandaharam-potoana mandritra io 3 andro io. Tontosa tany Toamasina, ny faran’ny herinandro teo, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja beach volley. […]
Rugby vehivavy – Can 2025 : Tonga omaly ny Springboks Afrika Atsimo
J-3 amin’ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby (Can) sokajy vehivavy, anio. Fihaonana hotanterahina etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny sabotsy 7 ka hatramin’ny alahady 15 jona ho avy izao. Ny Springboks Afrika Atsimo no firenena voalohany tonga eto Madagasikara, anisan’ireo hiatrika izany. Amin’ity alakamisy ity kosa vao […]
« Shoot Out 3×3 » : Tompondaka U20 ny Mamba Girl sy ny ASMG
Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, tany Antsirabe, ny fifaninanana “Shoot Out”, taranja basikety 3×3, andiany fahatelo. Nahomby ny hetsika ary nitombo ny mpandray anjara. Tratra, araka izany, ny tanjona ho an’ny ligin’i Vakinankaratra, mpikarakara. Nahitana taninketsa maro ihany koa nandritra ity fifaninanana ity, izay nahafahana nitily ireo mpilalao hoavin’ny […]
Dimbiheriniaina Pharlin : Mety hanohy ny asa ara-teknikan’ny FMTKD
Mbola tsy misy ny filazana ofisialy mahakasika ny birao mandrafitra ny Federasionina malagasin’ny Taekwondo WT (FMTKD). Saingy araka ny fanadihadiana natao, efa nanendry olona ny lehiben’ity taranja ity, andrasana ny fanolorana azy ireo. Araka ny siosion-dresaka mandeha, amin’izao fotoana izao, fantatra fa efa nanendry ireo mpiara-miasa aminy, ny filohan’ny Federasionina […]




