Hanoman-tena any Novi Sad, Serbie, mandritra ny 15 andro, ny Ankoay, sokajy lehilahy, mialoha ny hiatrehan’izy ireo ny fiadiana ny amboara maneran-tany basikety 3×3 hatao any Mongolie. Any Autriche kosa no hanao izay fanomanan-tena izay ny sokajy vehivavy. Hotanterahina ny 28 sy 29 jona izao, eny amin’ny Kianja basikety AT2B […]
Fanatajahantena
Hoavin’ny Barea- « Cosafa 2025 »: Hiankina amin’ny lalaon’i Tanzanie sy i Eswatini
Hotanterahina anio, any Afrika Atsimo, ny andro fahatelon’ny vondrona C, izay hihaonan’i Eswatini sy i Tanzanie. Lalao tafiditra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra Atsimon’i Afrika, “Cosafa 2025 ». Hiankina tanteraka amin’io ny dian’ny Barea de Madagascar. Raha mandresy amin’ny isa mihoatra ny roa i Eswatini, izy ireo no tafita any […]
Karate-Afrika : 17 mianadahy hihazo an’i Nigeria
Nifarana ny sabotsy teo, teny amin’ny ANS Ampefiloha, ny fampivondronana farany ireo atleta, nenti-nitiliana izay hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Cadet, Junior, Seinior kata &Kumite) hatao any Nigeria, ny 22 hatramin’ny 27 jolay izao. Taorian’ny fikaonandohan’ny tomponandraikitra misahana ny teknika eo anivon’ny federasionina, nivoaka ny lisitry ny mpikatroka […]
Rugby sokajy vehivavy – CAN 2025 : Hiady tsy ho gisitra ny Makis Ladies, anio
Hanamarika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby, vehivavy, amin’ity alarobia ity, ny fihaonan’ny Makis Ladies sy ny The Cranes Ouganda. Hiady tsy ho gisitra ny roa tonta. Etsy ankilany, hifampitana hahazo ny lohany kosa ny Springboks Afrika Atsimo sy ny Liona an’i Kenya. Hiditra amin’ny andro faharoa, anio, […]
Rugby vehivavy – CAN 2025 : Nomontsanin’i Kenya ny Makis Ladies
Rendrika tanteraka ny Makis Ladies, nandritra ny andro voalohany niadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2025), taranja rugby ho an’ olona 15 sokajy «performance». Fihaonana notanterahina ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny kianja Andohatapenaka. Resin’ny Liona-n’i Kenya tamin’ ny isa mazava 28 no ho 5 izy ireo. Nofehezin’i Kenya hatramin’ny […]




