Fanatajahantena

Baolina kitra fanomanana: Resin’i RD Congo ny Barea

Nitolefika nanoloana ny Leopards-n’i RD Congo ny Barea de Madagascar, nandritra ny lalao fihantsiana natao tany Orleans France, ny alahady lasa teo. Niondrika tamin’ny isa 3 no ho 1 ny Malagasy. Vokatra, nandiso fanantenana ny mpankafy baolina kitra teto Madagasikara. Nosahiranin’ny Kongole ny mpilalao malagasy. Nanantombo teo amin’ny famezivezena ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Tafita hiatrika ny famaranan’ny UEFA Nations Ligue, taranja baolina kitra, any Eoropa, i Espagne sy Portugal. Hotontosaina ny alahady ho avy izao moa izany, any Allemagne ihany. Tsiahivina fa i Espagne no tompondakan’i Eoropa farany teo. Nalaza sy nahoraka tao anaty tambajotran-tserasera ny resaka fampivondronana ny Barea de Madagascar any […]

Seminera ho an’ny atleta : 33 mianadahy nahazo fahalalana

Tontosa tany Toamasina nandritra ny roa andro, ny alarobia 4 jona sy ny alakamisy 5 jona lasa teo, ny seminera nasionaly ho an’ny atleta nokarakarain’ny kaomisionin’ny atleta avy eo anivon’ny CNO Ma­da­gasikara. 33 mianadahy no niatrika izany ary notolarana mari-pankasitrahana tamin’ny fiafaran’ny seminera. Nanan-karena fifampizarana traikefa sy fahalalana ity seminera […]