Fanatajahantena

AJS Mada Tsiadana: miisa 70  mahery ireo ankizy nanatrika ny « get into rugby »

Notanterahina ny alahady 24 desambra lasa teo, teny amin’ny kianjan’ny Oni­versite Ankatso, ny fankalazana ny fahadimy taona nijoroan’ny Association des jeunes sportifs (AJS) Mada Tsiadana. Miisa 70 mahery teo ireo ankizy, lahy sy vavy, tonga nanatrika ny hetsika “get into rugby”, teny an-toerana. Marihina fa avy amin’ny sekoly rugby miisa […]

Atletisma – Lalao Olympika: tsara toerana hahazo «wild card » i Sidonie

Mikatsaka mafy ny hahazo fanasana manokana «wild card», hiatrehana ny lalao Olympika (JO 2024), any France ny federasiona malagasin’ny atletisma amin’izao fotoana izao. Manakaiky izany i Sidonie Fiadanantsoa, manana ny isa ambony indrindra. Hanamarika ny fifaninanana iraisam-pirenena amin’io taona 2024 io, ny lalao Olympika (JO 2024), tanterahina any Paris France. […]

AJS Mada Tsiadana : hisy lalao fihantsiana efatra

Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny kianjan’ny Oni­versite Ankatso, ny fankalazana ny fahadimy taona nijoroan’ny Association des jeunes sportifs (AJS) Mada Tsiadana. Araka izany, hisy lalao fiha­tsiana efatra eny an-toerana, amin’ny taranja Rugby. Ma­rihina fa ny AJS dia sekoly ara-panatanjahantena mitaiza ny ankizy amin’ny alalan’ny Rugby. Tsara ny mampahafantatra fa hotolorana amboara […]

Kitra – «Grand Tournoi d’Antananarivo» : hanalavela amin’ny Ajesaia ny Disciples FC

Fantatra avokoa ireo ekipa hidona amin’ny fiadiana ny manasa-dalan’ny “Grand Tournoi d’Antananarivo”, taranja baolina kitra. Hifanehitra eo amin’ny manasa-dalana ny samy “Pro league”, ny Disciples FC sy ny Ajesaia. Tontosa omaly zoma, teny Andoharanofotsy ny antsapaka ho an’ireo ekipa efatra tafita hiatrika ny manasa-dalana, hiadiana ny “Grand Tournoi d’Antana­narivo”, taranja […]