Fanatajahantena

Ligue des Champions: hanala vela amin’ny Inter ny AC milan

Notanterahina ny alarobia lasa teo, ny lalao manasa-dalana mandroso, amin’ny fia­diana ny tompondakan’i Eoropa « Ligue des Cham­pions ». Hanala vela amin’ny Inter Milan ny AC Milan, lavon’ny Inter tamin’ny isa 2 no ho 0, izy ireo. Fihaonana notontosaina tao amin’ny kianjan’ny San Siro. Tsia­hivina fa i Dzeko, lohalaharan’ny Inter no nanokatra […]

Amboara rezionaly U19: hanao ny famaranana Itasy sy Atsimo Andrefana

Nifarana ny alarobia lasa teo, ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny amboara rezionaly “Coupe Régionale U19”, taranja baolina kitra. Ny ekipa voafantin’Itasy sy Atsimo Andrefana no hihaona eo amin’ny lalao famaranana, hotanterahina eto Antanana­rivo, kianja Elgeco Plus By-Pass, ny 14 mey ho avy izao. Marihina fa ho fiatrehana ny “Cosafa […]

World Cup Fiba 3 x 3 : nomen’ny Telma fitaovana ny Ankoay

Tonga nanolotra fitaovana sy fanamiana ofisialy fitondra milalao ho an’ny ekipam-pirenena, Ankoay lehilahy, ny orinasa Telma. Notanterahina, omaly, teny amin’ny Palais des Sports Mahamasina izany ary natrehin’ireo mpikambana eo anivon’ny Federasiona ma­lagasin’ny basikety (FMBB). Natao ho fanampiana ny ekipa malagasy izay hiatrika ny fiadiana ny tompondaka eran-tany « World FIBA 3 […]

Judo-Tompondaka eran-tany : resy tamin’ny fahadisoana ara-teknika i Laura

Nifarana hatreo ny lalan-dRasoanaivo Razafy Laura, ao anatin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany, taranja Judo, sokajy Seniors. Resy teo amin’ny fihodinana voalohany izy. Tsy nahomby nanoloana ny mpifanandrina taminy, i Samardzic Alek­sandra (Bos), sokajy latsaky ny 70 kg, seniors, Rasoanaivo Razafy Laura, omaly, tany Doha Qatar. Nahazo “shidos” 3 tao anatin’ny […]

Karate-Amboaran’ny Filoha : hatao ny 25 hatramin’ ny 28 mey izao

Raikitra ny fifaninanana fiadiana ny amboara’ny Filo­ha, taranja karate, eo ambany fitantanan-dRatefinanahary Emile. Ny 25 hatramin’ny 28 mey izao no hanatanterahana izany, ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahama­sina. Atleta hatramin’ny 1200 no andrasana amin’io fiadiana ny amboaran’ny Filoha io, izay manomboka ny 6 hatramin’ny 91 taona. Aorian’io, hamoaka ny isa ho […]