Hotanterahina manomboka anio 7 avrily 2023, any Antsirabe, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, sokajy diviziona faharoa, lahy (2DM) sy vavy (2DF) ary ny zandriny U14, U16, U20. Fifaninanam-pirenena tafiditra amin’ny taom-pilalaovana 2023. Nahitana mpandray anjara efatra avy, ny 2DM sy ny 2DF. Miisa telo ireo solontenan’Analamanga ao amin’ny […]
Fanatajahantena
Kitra ho an’ny vehivavy: hifanandrina amin’i Mayotte ny Barea
Ho fiatrehana ny lalaon’ny Nosy, JIOI 2023, izay hatao eto amintsika, ny volana aogositra, hanao lalao ara-pirahalahiana iraisam-pirenena, taranja baolina kitra ny Barean’i Madagasikara, vehivavy. Ny ekipam-pirenen’i Mayotte no hihaona amintsika. Hotanterahina any Diego, ny 24 avrily hatramin’ny 1 mey ho avy izao ny fifanandrinan’ny roa tonta. Araka ny fanazavan’Andriatsimialona […]
Filaharan’ny Fifa: nivarina ho faha-110 i Madagasikara
Namoaka ny filaharana vaovao amin’ny baolina kitra eran-tany ny federasionina iraisam-pirenena, nilatsaka any amin’ny faha-110 i Madagasikara, raha toa ka faha-102 teo aloha. Nivarina any amin’ny laharana faha-110 i Madagasikara eo anivon’ny Fifa, taranja baolina kitra. Araka ny vaovao navoakan’ny tambajotran-tseraseran’ity fikambanana iraisam-pirenena’ny baolina kitra ity, omaly, manana isa 1181, […]
Baolina kitra : vehivavy 40 nahazo fiofanan’ny UEFA
Notanterahina tao amin’ny Novotel Ivandry, ny 3 sy 4 avrily lasa teo, ny fiofanana notarihin’ny “Union European Football Associations” (UEFA), ho an’ny vehivavy, izay mitondra ny lohahevitra “Football pour les femmes”. Vehivavy miisa 40 no nahazo torolalana amin’ny resaka fitantanana ara-bola “Marketing”, fitarihana na “leadership” sy ny ara-teknika, tamin’ity andiany […]
Kitra any ivelany : hiala ao amin’ny PSG i Messi
Hifarana amin’ny volana jona ho avy izao ny fifanarahana eo amin’i Lionel Messi, mpanjakan’ ny baolina kitra arzantina sy ny Paris Saint Germain (PSG), klioba frantsay. Araka ny vaovao tany Frantsa, omaly, tsy hilalao ao amin’io klioba frantsay io intsony i Messi aorian’io fotoana io. Raha ny feo mandeha, tsy […]





