Omaly tolakandro, tany amin’ny manodidina ny 796 km atsinanan’i Toamasina no nisy ny foiben’ilay rivodoza Gezani. 65 km isan’ora ny rivotra miaraka aminy, arahina tafiotra 90 km isan’ora ao anaty oram-baratra. Nikisaka miadana niakandrefana izy tato anatin’ny adiny enina farany ka nahafaka 5 km isan’ora. Tomombana ny tontolo ivoarany ka […]
Fiaraha-monina
Profesora Andrianaivotseheno Ravaka : « Tsy eken’ny lalàna ny fanaovana fitsaram-bahoaka… »
Mbola mitana ny sain’ny mpanara-baovao ny momba ilay raharaha fitsaram-bahoaka tao Soanindrariny Antsirabe, ny zoma teo. Manoloana ity raharaha mampihoron-koditra ity, nitondra fanazavana ny eo anivon’ny Mpiahy an-drariny, mpiaro ny zon’ny vahoaka tamin’ny alalan’ny mpitarika izany, ny Profesora Andrianaivotseheno Ravaka Vonimbola. Nambarany fa manan-kasina ny aina amintsika Malagasy. Nampindramina ny […]
INDRAY MIJERY
Anisan’ny olona marefo sy mila fiarovana manokana amin’ny valanaretina Mpox ny voafonja. Nidina ifotony nanao fanentanana ny mpiasan’ny fahasalamana eo anivon’ny DRSP Anôsy, tamin’ity herinandro ity. Nitondra teny fankaherezana sy torolalana momba ny fomba fiarovan-tena amin’ny nendran-drajako ho an’ny voafonja izy ireo, hahafahana mandray an-tanana ny fahasalaman’izy ireo. Ho an’ny […]
Tambajotrana asa tsy ara-dalàna : Maro ireo Malagasy voatazona atsy Maorisy
Mametraka ho vaindohan-draharaha manoloana ny famarinan’olona sy ny fijerena manokana ireo mpifindra monina voatazona ao amin’ny “Centre de rétention” atsy Maorisy, ny fanjakana. Anisan’ny anton-dian’ny minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Ernaivo, any an-toerana izany. Voalaza fa maro amin’ireo Malagasy nifindra any noho ny fampanantenana hahazo asa. Voatana amin’ny toerana manokana anefa […]
Fikambanana Valimbabena : Nizarana hazavana Baliaka ireo zokiolona
Zokiolona ao amin’ny fokontany Androhibe sy Ambatobe no nisitraka hazavana maimaimpoana, tamin’ny alalan’ny kit MBaliaka. Zokiolona avy amin’ny ankohonana marefo izy ireo. Tsy manana herinaratra akory aza ny sasany ao an-tokantranony. Fiaraha-miasa amin’ny Fondation Axian sy ny Yas ary ny fikambanana Valimbabena no nahafahana nanome ireo jiro. Miahy ireo zokiolona […]




