Fiaraha-monina

Antohomadinika: Zazamenavava hita faty

Fatin-jazamenavava hita faty tao anatin’ny lavaka fivari­nan’ny rano maloto, teny amin’ny fokontany Antohomadinika, boriborintany voalohany, omaly maraina. Natsingevan’ny rano, nofonosan’ny tsy mataho-tody tao anaty harona plastika ilay zaza efa tsy misy aina intsony. Vinavinain’ireo nanatri-maso ho roa volana eo ho eo io zaza narian-dreniny io. Tsy fantatra ny nahavanon-doza. Ny […]

INDRAY MIJERY

Ho an’ny ankizy sy ny tanora miaina miaraka amin’ny diabeta ny hetsika torolalana ho an’ny olona manana toe-tena diabetika izay fanao eny amin’ny Amadia Faravohitra, amin’ny sabotsy izao. Ny diabeta sy ny sakafo ara-pahasalamana no lohahevitra voizina amin’izany. Na dia mangatsiaka aza ny andro dia tsy tokony hajanona ny fanaovana […]

Fampianarana : Loza ho an’ny fanabeazana ny fisian’ny kolikoly

Fanetriben’ny fanabeazana ny kolikoly. Napetraka eny anivon’ny sekoly ny tambajotra mandala ny fahamarinana hisorohana izany. Nampiana ihany koa ny fahaiza-manaon’ny mpanabe momba ny ady amin’izany. Natao tamin’ity herinandro ity ny atrikasa ma­ha­kasika ny fanombanana ny loza ateraky ny kolikoly eo amin’ny sehatry ny fanabeazana eto Madagasikara. Na­petraka, tamin’izany, ny tambajotra […]