Efa natolotra ny governemanta ny volana desambra 2025 ny politikam-panjakana amin’ny fampananana rano fisotro madio sy lalàna mifehy ny rano vaovao ary ny drafitrasa fanatanterahana ny politika. Nisy ny antontanisa nivoaka avy amin’ny dinika momba ny toe-piainan’ny ankohonana «MICS 2025» niarahana tamin’ny Instat mahakasika ny rano, fanadiovana ary fidiovana (EAH). […]
Fiaraha-monina
Humanity First sy ny Ahmadiyya: Manolotra fitsaboana maimaimpoana
Marobe ireo olona tsy misitraka fitsaboana ara-dalàna amin’izao fotoana izao, noho ny fahasahiranana. Manoloana izany, mandalo eto Antananarivo, manome fitsaboana maimaimpoana mandritra ny telo andro, ireo dokotera miisa enina avy amin’ny ONG Humanity First avy any Alemana, tarihin’ny dokotera Wjahat Waraich. Fiaraha-miasa amin’ny miziolomanina Ahmadiyya no ahafahan’izy ireo manatanteraka ny […]
Rejisitra sosialy tokana: Ho an’ny fiahiana ara-drariny sy mampiaty
Ao anatin’ny fankalazana ny iray volan’ny fiahiana ara-tsosialy ny fanjakana, amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina. Fomba fiasa matihanina sy maharitra no tanjon’ny Fanavaozana. Tsy mijanona amin’ny fanampiana vonjimaika intsony ny vina fa miatrika ny fototry ny fahantrana mba hanatsarana ny fari-piainan’ny mponina sy hampitomboana ny fahafahan’ny vahoaka miatrika […]
Oniversiten’i Barikadimy, Toamasina :Tonga ny fanitso miisa 2 772 ho an’ny tranon’ny mpianatra
Telo volana taorian’ny fandravan’ny rivodoza Gezani vao tonga eo anivon’ny oniversiten’i Barikadimy, Toamasina, ny fanitso miisa 2 772 isa hanafoana ny tranon’ny mpianatra “Conaco” miisa 22. Misy kojakoja feno hampiasaina miaraka amin’ny fanitso: faîtière galva miisa 440, cornier galva miisa 4 400 sy loko izay mitotaly 487 405 600 Ar. […]
Vovonana RALI : « Mila lamina vaovao ny fambolena sy fiompiana »
Tafiditra ao anatin’ny politikam-pampandrosoana entin’ny Vovonana « Rassemblement des agriculteurs libres et indépendants » na Rali, ny fanomezan-danja ny mpiantsehatra rehetra anatin’ ny tontolon’ny fambolena sy fiompiana. Tanjona ny hisian’ny fifandanjan’ny tombontsoa azon’ny tsirairay. Manomboka amin’ny fanovana ny toe-tsaina izany. Andaniny, ny tantsaha tsy iankindoha amin’ireo voalaza ho mpiara-miasa aminy. Ankilany, tsy […]




