Notanterahina, omaly, teny amin’ny Havoria Anosy, ny fanomezana loka ny mpifaninana nisongadina tamin’ny fifaninanana famokarana fandaharana sy fanadihadiana momba ny fanaovam-baksiny. Nokarakarain’ny Unicef sy ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ary ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina izy io. 48 ny sanganasa voarain’ny mpikarakara avy amin’ny orinasan-tserasera manerana ny Nosy. Fepetra nitsarana ny […]
Fiaraha-monina
35 taonan’ny MNP : Hisongadina ny fanatsarana ny fitantanana ireo valanjavaboahary
Marolafy ny vina entina hanamarihina ny faha-35 taonan’ny Madagascar National Parks. Hampitomboina ny ezaka fanatsarana ny fitantanana ireo valanjavaboahary. Hirosoana koa ny fitantanana niomerika… “Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-35 taonan’ny Madagascar National Parks (MNP), maro ireo hetsika sy vina hanasongadinana ity tsingerin-taona ity”, hoy ny fanazavana nentin’ny tale jeneraly, Rakotoarisoa […]
INDRAY MIJERY
Mamolavola antontan-kevitra entin’ny Centre des opérations d’urgence de santé Publique (Cousp) miasa ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Sampandraharahan’ny Firenena mikambana momba ny fahasalamana (OMS) mandritra ny hadimiana. Tafiditra amin’ny tetikasa fiomanana amin’ny fiatrehana ny valanaretina sy ny fanatsarana ny tolotra eny amin’ ny tobim-pahasalamana fototra ny asa. Fitaovana iray ampiasain’i […]
Ady amin’ny fahapoizinana ara-tsakafo : Natao ny fanombanana ny rafitra nasionaly
Nanatanteraka atrikasa fanombanana ny rafitra fanaraha-maso nasionaly fiarovana sy fiantohana ny fahasalaman’ny sakafo ny ivontoerana misahana ny fanaraha-maso ny fahasalamana sy ny kalitaon’ny sakafo tamin’ity herinandro ity, tany Ampefy. Andry iankinan’ny fahasalamam-bahoaka sy singa iray miantoka ny fampandrosoana ara-tsosialy sy ara-toekarena ny fiantohana ny fahasalaman’ny sakafo. Eto Madagasikara, loza mitatao […]
Ady amin’ny herisetra : Hofanina ireo mpisehatra
Mitohy hatramin’ny rahampitso ny fanofanana ireo mandray an-tanana ny olona iharan’ny herisetra, ao anatin’ny tetikasa “Eager”. Ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina sy ny Fid no manatanteraka izany fiofanana izany. Mbola anisany fanamby lehibe eto Madagasikara ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy. Manohintohina ny fiarovana […]




