Fiaraha-monina

Fiomanana amin’ny fotoam-pahavaratra : Hamolavola drafitrasa ny mpisehatra

Haharitra roa andro ny atrikasa iarahan’ny BNGRC sy ireo mpisehatra rehetra momba ny tombana ny asa tao anatin’ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza nandritra ny fotoam-pahavaratra 2025-2026. Rivodoza roa: Fytia (tany andrefana) sy Gezani (atsinanana) no nandalo teto amintsika. Atrikasa nasionaly no tanterahina eto Antananarivo, taorian’ny atrikasam-paritra tamin’ny toerana […]

Haparitaka isam-paritra : Voavolavola ny Paikady ho an’ny préscolaire

Navondrona iray ao anatin’ny Paikady nasionaly ho an’ny kilasy fanomanana (préscolaire) ny fandaharanasa samihafa nampiharina teny anivon’ny sekoly maro hatramin’izay, momba ny akany fibeazana ho an’ny zaza madinika. “Tanjon’ny paikady ny hanitatra ny fisitrahan’ny ankizy ny kilasy fanomanana manerana ny Nosy. Hanatsarana ny kalitaon’ny fanabeazana, omena fanofanana ireo mpanabe ary […]

Cnaps : Mitaky ny fialan’ny tale jeneraly mpisolo toerana ny sendika

Tsy hilefitra ny sendikan’ny mpiasan’ny Cnaps. Hijoro hatramin’ny farany amin’ny fiarovana ny volabe latsakemboky ny mpiasa izy ireo. Miakatra ny maripana eo anivon’ny Cnaps. Tsy hilefitra ny sendikan’ny mpiasa ary nampahafantatra izy ireo, omaly, fa mitaky ny fanalana ny tale jeneraly mpisolo toerana. “Manao tantely afa-drakotra ny volabe latsakemboky ny […]

INDRAY MIJERY

Miatrika fanadinana bakalorea katolika ny sekoly miankina amin’ny finoana katolika amin’ity herinandro ity, manerana ny diosezy 22. An’aliny ireo mpianatra manatanteraka izany eo anivon’ny sekoly, araka ny fanazavana azo. Manan-danja ho an’ny mpiandraikitra ny fanabeazana katolika ny fanadinana satria azo handrefesana ny fahavononan’ny mpianatra hiroso amin’ny fanadinam-panjakana bakalorea, izay hotontosaina […]