Manana anjara amin’ny fampandrosoana ny firenena ny olona manana fahasembanana. “Fiaraha-mientana ho amina tontolo mahomby: ireo olona manana fahasembanana miara-tompon’antoka amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara” ny lohahevitry ny fankalazana noraisin’ny minisiteran’ny Mponina amin’ity andro maneran-tany ho an’ny olona manana fahasembanana, hatao ny 3 desambra 2022, any Soavinandrina Itasy ity. “Zava-dehibe fanajana […]
Fiaraha-monina
Kaominina Soalandy- Antananarivo Atsimondrano: hamiratra ny tanàna, fotodrafitrasa maro hatsangana
Nitsidika ny fizotran’ny asa teny amin’ny kaominina Soalandy, Antananarivo Atsimondrano, omaly ny Sekreteram-panjakana misahana ny tanàna vaovao sy ny toeram-ponenana, Andriamanohisoa Gérard. Misy ny fanamboarana sy fanatsarana ny tanàna tanterahina eny an-toerana. Anisan’izany ny toerana fialamboly natao ho an’ny sokajin’olona rehetra tsy ankanavaka, ahitana zaridaina sy toeram-pitsangantsaganana ho an’ ny […]
Hanohizan’ny Pam ny asany : nanome vola 2,3 tapitrisa euros i Frantsa
Nahazo sora-bola 2,3 tapitrisa euros avy amin’ny fanjakana frantsay ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny sakafo (Pam) hanatanerahana ny asa vonjy aina sy ny famatsiana ny sakafo an-tsekoly any Atsimon’i Madagasikara. Ity no famatsiana lehibe indrindra nataon’i Frantsa tao anatin’ny telo taona, araka ny fanazavan’ny solontenan’ny Pam eto Madagasikara, i […]
Orinasa tsy miankina valo: 80%-n’ny mpiasany nahavita vaksiny miaro amin’ ny Covid-19
Tsy mbola resy ny valanaretina Covid-19 nefa nihavitsy ny olona manao vaksiny sady tsy manaja ny fepetra sakana intsony ny daholobe. Efa niverina namono olona koa ny Coronavirus, ny herinandro lasa teo. 119 ny orinasa manana mpiasa mihoatra ny 300 naneho fahavononana hanao vaksiny sy handresy lahatra ny mpiasany hanao […]
Padeve-Fianarantsoa: nijery ny firosoan’ny asa ny masoivoho frantsay
Nitsidika ny fandrosoan’ny asa fanatsarana ny endriky ny tanànan’i Fianarantsoa, izay mahasarika vahiny sy mpizahatany ny masoivohon’i Frantsa miasa eto amintsika, i Arnaud Guillois, omaly. Nanotrona tany koa ny talen’ny Agence française de développement, Yves Guicuero sy ny talen’ny fampandrosoana maharitra ny tanàn-dehibe ao amin’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy […]