Tokony hatao mifanaraka amin’ny zava-misy ao anatin’ ny firenena iray amin’ny lafiny kolontsaina sy sosialy ny votoatin’ny fanabeazana ara-pananahana feno (éducation sexuelle complète). Io ny toromariky ny Tahirin’ny Firenena mikambana momba ny mponina (UNFPA), izay miara-miasa amin’ny firenena maro aty Afrika amin’ny fahasalamana ara-pananahana sy ny fanabeazana aizana, hoy ny […]
Fiaraha-monina
Fahadiovana sy fidiovana: misoroka ny fahazoana aretina ny fanasana tanana
Nomarihina omaly tetsy amin’ny HJRA ny andro iraisam-pirenena amin’ny fanasana tanana amin’ny savony. Fotoana hampahatsiavina ny rehetra ny maha zava-dehibe ny fanasana tanana izay fihetsika tsotra kanefa mahavonjy aina ary miaro amin’ny aretina maro. Nambaran’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, fa azo sorohina amin’ny fanasana tanana avokoa ny 50%-n’ny aretina. Anisan’izany ny aretim-pivalanana […]
Taona 2024-2025: nivoaka ny tetiandrom-pampianarana
Efa navoakan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena tamin’ity herinandro ity ny tetiandro ho an’ny taom-pianarana sy ny fanadinam-panjakana CEPE sy ny BEPC ho an’ny taom-pianarana vaovao 2024-2025. Hisantatra ny taom-pianarana ny 9 septambra ho avy izao ny mpianatra ho an’ny ambaratonga telo manerana ny Nosy. Mizara roa volana dimy toy ny teo aloha […]
Tetikasa Creative Minds: Omen-danja ny tontolo ara-kajy mirindra
Fitrandrahana ny talentan’ny tanora amin’ny tontolo ara-kajy mirindra no tanjona amin’ny tetikasa “Creative Minds”. Efa maro ireo tanora mivelatra an’izany sehatra izany ary mila tosika. Hotanterahina eny Andohatapenaka ny 31 mey izao ny hetsika karakarain’ny tetikasa “Creative Minds” izay hanomezana sehatra ny tontolo ara-kajy mirindra eto Madagasikara. Homena tosika sy […]
INDRAY MIJERY
Ny 3 hatramin’ny 7 jona izao, hisy ny fandidiana goatra maimaimpoana karakarain’ny CHU Anosiala. Mandray anjara amin’ny fanomanana mialoha kosa ny marary toy ny fitiliana sy fitarafana izay tsy maintsy hatao hanampy amin’ny fandidiana ataon’ny dokotera mpandidy. Ny 24 ka hatramin’ny 29 mey izao ny fisoratana anarana ho an’ireo maniry […]




