Mampivoatra ny fandidiana katarakta ny fiaraha-miasan’ny CHU Anosiala sy ny fikambanana Pneumo-Aide, amin’ny alalan’ny teknika moderina “Phacoemulsification”. Mitondra fitaovana maro hatrany ny fikambanana rehefa handidy maimaimpoana eto Madagasikara. Fizaham-pahasalamana sy fitsaboana momba ny maso no anisan’ny tolotra natao teny amin’ny CHU Anosiala taloha. Niroso tamin’ ny fandidiana izy ireo ny […]
Fiaraha-monina
Andron’ny Zandarimaria : niavaka ny fankalazana teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina
Toy ny fanao isan-taona! Notanterahina teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, omaly, ny fankalazana ny Andron’ny zandarimariam-pirenena. Nanamafy ny minisitra delege misahana ny Zandarimaria, ny Jly Rakotondrazaka Andry, fa tsy afa-mandeha irery intsony fa tsy maintsy miaraka ny zandary sy ny polisy ary ny Tafika Niavaka! Izay no azo ilazana ny […]
INDRAY MIJERY
Laharam-pahamehana tamin’ny famindrana toerana ny mpiasa ho an’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena tamin’ity taona ity ny fijerena manokana ny filana eny anivon’ny sekolim-panjakana manerana ny Nosy sy ny sampandraharaham-paritra. Nojerena koa ireo fangatahana fiovan-toerana nataon’ny mpampianatra sy mpandraharaha raha mifanaraka amin’ny lalàna manan-kery sy ny naoty manokana mifehy ny famindran-toeran’ny mpiasa. Diso […]
Tetikasa e-Fokontany-Ambohidratrimo : mandeha ny fanisam-bahoaka isan-tokantrano
Nanomboka omaly ny fitetezan-trano ataon’ireo tanora an-jatony ao amin’ny kaominina Ivato, manatanteraka ny tetikasa e-Fokontany. Ny minisitera misahana ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra sy ny fifandraisan-davitra, miaraka amin’ny kaominina Ivato, no manatanteraka ny fanisam-bahoaka manerana ny fokontany 13 ao an-toerana. Ho fanatanterahana ny vina fototra 3 napetraky […]
Sekolim-panjakana : hisy bakalorea andrana amin’ny mey
Efa ao anatin’ny fanomanana ny fanadinana ny tomponandraikitry ny lycée Rabearivelo amin’izao telovolana fahatelo izao. « Mamita ny fandaharam-pianarana ny kilasy rehetra ary mampiasa polycopies ny mpampianatra hanafainganana ny asa, indrindra ho an’ny kilasy famaranana », hoy ny talen’ny lycée. Misy ny bakalorea andrana iraisan’ny lycée miankina amin’ny fanjakana rehefa […]




