Fiaraha-monina

Tetikasa Miarova: 141 tapitrisa dolara hanamafisana ny fanaovam-baksiny

“Tetikasa iarahan’ny minisiteran’ny Faha­sa­lamam-bahoaka amin’ny Banky iraisam-pire­nena ny tetikasa Miarova na Miaro Antsika Rehetra amin’ny Covid-19 ny Vaksiny”, hoy ny talen’ny fandaharanasa momba ny vaksiny, i Tsivahiny Paubert, tany Morondava. Tanjona ny hisitrahan’ny rehetra vaksiny sy ny fanamafisana ny rafitra ara-pahasalamana eto Madagasikara. Mi­tentina 141 tapitrisa dolara ny famatsiana ny […]

Baies roses: manomboka ny taom-piotazana

Notanterahina tao amin’ny kaominina Mandiso, distrikan’i Taolagnaro, ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-piotazana sy fivarotana ny vokatra baies roses, ho an’ity taona 2024 ity. Voalo­hany indrindra amin’ireo kaominina manana vokatra tsara sy betsaka ao amin’ny distrikan’i Taolagnaro i Mandiso ary mitana ny laharana faharoa maneran-tany. Ny faritra Anôsy miaraka […]

Tetikasa « e-Jery by Telma » : hampidirana ny ankizy amin’ ny tontolon’ny niomerika

Natolotra tamin’ny fomba ofisialy, afakomaly, tetsy amin’ny Maison du numérique Ambatonankanga ny tetikasa “e-jery by Telma”. Tetikasa iarahan’ny Telma Madagascar sy ny Maison du numérique miasa. Hetsika ahafahana mampianatra ny ankizy sy zaza ma­lagasy ny tontolon’ny sehatry ny haitao ara-kajy mirindra, izay atao etsy amin’ny Maison du numérique ny tetikasa. […]

INDRAY MIJERY

Hihoatra ny 1,5°C ny fitomboan’ny hafanana eo anelanelan’ny 2024 sy 2028, araka ny vinavina fanairana nivoaka avy amin’ny tatitry ny Fikambanambe maneran-tany misahana ny toetry ny andro. Manasongadina ny tatitra fa mahamaika ny hetsika momba ny toetr’andro. Manomana sy mitsinjara ireo valopy asiana ireo laza adina ho an’ny taranja tsirairay […]