Natolotra omaly, teny Andraharo, foiben-toeran’ny Sampandraharahan’ny Firenena mikambana momba ny fahasalamana (OMS), ny fanampiana ho an’ny fitsaboana eto Madagasikara avy amin’ny tetikasa iarahan’ny OMS sy ny fanjakana rosianina. Hitondrana tolotra fitsaboana ho an’ireo mila izany taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Gamane ny fampitaovana sy ny fanafody nomena. Misy fanafody hiatrehina ny valanaretina […]
Fiaraha-monina
CEG Ambohidratrimo : haseho an-tsary ny hetsika hiarovana ny tontolo iainana
Nanatanteraka hetsika teny amin’ny CEG Ambohidratrimo ny orinasa Orange. Tafiditra amin’ny fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana izany Nampahafantarina teny an-toerana ny fisian’ny sehatra iray nataon’ny vondrona Orange ahazoan’ny mpiasa mpilatsaka an-tsitrapo hisafidy asa iray, hitondra fanovana (Engage to change) ho an’ny fiarahamonina. Niompana tamin’ny fanentanana momba ny […]
INDRAY MIJERY
Ho maina amin’ny ankapobeny ny andro ato anatin’ny telo andro ho avy, izay mety hialohavana zavona vao maraina ny toerana sasany amin’ny afovoan-tany sy ny atin-tany Atsimon’ny Nosy. Hisy fidinana ny maripana ambony indrindra any amin’ny morontsiraka atsinanan’ny Nosy sy ny afovoan-tany any amin’ny faran’ny herinandro. Manodidina ny 6°C- 24°C […]
Manerana ny diosezy 22: mpianatra 36 226 miatrika BEPC katolika
Miatrika fananadinana BEPC ireo mpianatra avy amin’ny fiangonana katolika, amin’ity herinandro ity. Nanomboka ny alatsinainy teo ary hifarana ny alakamisy izao izany. Mahatratra 36 226 ireo mpianatra miatrika izany, izay miparitaka amin’ireo diosezy 22. “Tsy manakana amin’ny fanatanterahana ny fanadinam-panjakana BEPC ofisialy izany fa hahitana sy hitsapana ny fahaizan’ny mpianatra […]
Fivoriana momba ny asa : ny fiovan’ny toetr’andro sy ny fahasalamana
Nisokatra tamin’ity herinandro ity any Genève (Soisa) ny fivoriana iraisam-pirenena faha-112 momba ny asa. “Mivonona amin’ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro sy ny vokany ho an’ny fahasalamana” ny lohahevitra niompanan’ny dinika, izay hifarana ny 14 jona ho avy izao. Solontena avy amin’ny firenena 187 mpikambana ao amin’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny asa […]





