Fiaraha-monina

Anosizato Atsinanana I : «Miara-mandray andraikitra», hoy i Jean Nirina

Hametraka fanamby goavana ho an’ny mponina eo anivon’ny fo­kon­tanin’Anosi­zato Atsinanana I ny sefo fokontany, Rafanomezantsoa Jean Nirina. Anisan’izany ny hanaovana ny fokontany ho mpitarika amin’ireo fokontany rehetra manerana ny Nosy. Tanjoko ny hametraka fampandrosoana mivantana sy haingana manaraka ny Po­litika ankapoben’ny fanjakana, araka ny fandaharan’asa napetraky ny filoha Rajoelina. Nambarany […]

Fahasalamana ara-pananahana : kilalao fanabeazana roa novolavolaina

Manana fitaovana roa entina mampianatra ny fananahana ara-pahasalamana ho an’ny ankizy sy ny tanora ny Unicef : KDIS Game sy Ikal’io. Nampahafantarina nandritra ny fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny fidiovana sy ny fahasalamana mandritra ny fadimbolana tany Toliara ireo. Miendrika kilalao ny fampianarana entin’ny KDIS Game, ho an’ny tanora 21 […]

Manakara: nahazo dabilio miisa 250 ny EPP Tanakidy

Nisitraka fanohanana avy amin’ny orinasa Airtel Madagasikara ny EPP Tanakidy, Manakara. Nohatsaraina ny tranon-tsekoly, nahazo dabilio sy fitaovam-pianarana ny mpianatra. Manohana ny lafiny fa­na­beazana ihany koa ny orinasa Airtel Ma­da­gasikara, ankoatra ny maha orinasa ara-toekarena azy. Miisa 250 ny dabilio natolotry ny tale jeneraly, i Anne Cathe­rine Tchokonte, ho an’ny […]

INDRAY MIJERY

Manana telo andro tsy iasana isan-taona ny mpilatsaka an-tsitrapon’ny orinasa Orange hanaovana hetsika mitondra fiovana ho an’ny mpiara-belona. Mibahan-toerana amin’izany ny sosialy sy ny fiarovana ny tontolo iainana. Ho an’ity taona ity, 200 ireo hisehatra amin’ny fanentanana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana. Hitohy amin’ity volana jona ity ny hetsika fanatrarana […]

Firaisana ara-nofo aloha loatra : tsy miaro tena ny tanora

Nisy ny fanadihadiana na­tao ny taona 2020, momba ny fananahana ara-pahasalaman’ny tanora eto Madagasikara. Notanterahin’ny Univesity of Kwazulu sy ny Heard, tamin’ny tanora 800 (15-24 taona) ta­min’ny toerana efatra: An­ta­nanarivo, Antsiranana, Toa­ma­sina ary Toliara izany. Voa­sahana avokoa ny tanora mbola mianatra sy ireo tsy mi­anatra intsony amin’ny tanàn-dehibe sy ny […]