Nitafa tamin’ny mpanao gazety, omaly, ny tomponandraikitra voalohany ao amin’ny fakiolten’ny droit, des sciences économiques et de gestion ao anivon’ny oniversiten’i Toamasina, Be Alphonse, niaraka amin’ny mpampianatra profesora ao amin’ny mention Gestion. Nitondra fanazavana momba ny voka-panadinana ho an’ny mention gestion nivoaka ny 23 marsa izy ireo. Nambarany fa nivoaka […]
Fiaraha-monina
INDRAY MIJERY
750 Ar ka hatramin’ny 800 Ar izao ny vidin’ny atody akoho iray eny amin’ny mpaninjara. Tao anatin’ny herinandro no niakarany, hoy ny mpivarotra, ary mety mbola hitohy izany fiakarana izany satria akora be mpanjifa isan’andro ny atody. Nisy ny fifampizarana niarahana tamin’ny Ergothérapeute, Rakotoarisoa Elinah, ny faran’ny herinandro teo, teny […]
Barikadimy – Mention gestion: nanao diabe miakanjo fotsy ireo mpianatra
Diabe am-pilaminana miakanjo fotsy, tao anatin’ny faritry ny oniversiten’i Toamasina Barikamidy, omaly, ny hetsika nataon’ny mpianatra ao amin’ ny Mention gestion. Mbola hitohy rahampitso ny fitakiana ka ho raikitra ny fitokonana raha tsy voavaha ny olana, hoy ny fanambarana. Nanome fe-potoana 72 ora hamahana ny olan’ny naoty ireo mpianatra ao […]
Antananarivo sy Avaradrano : CEPE andrana faharoa, anio
Hiatrika CEPE andrana faharoa, anio tontolo andro, ny mpianatra amin’ny kilasy T5 ao anatin’ny Cisco Antananarivo Renivohitra sy eny amin’ny Cisco Avaradrano. Ho an’ny sekolim-panjakana sasany, efa nanao andrana roa na telo izy ireo mialoha ny tena andrana voalohany nokarakarain’ny fanjakana, ny 14 mey farany teo. Eo ho eo ihany […]
Toeram-pandraisana mpifindra monina: teknisianina miisa 40 niofana momba ny fitantanana
Fakan-tahaka ho an’ny firenena maro i Madagasikara amin’ny fifehezana ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza satria andalovan’ny rivodoza matetika sy itrangana haintany lavareny. Nohamafisina ny fahaiza-manaon’ny ekipa teknika. Nifarana ny herinandro lasa teo ny fanofanana amin’ny fandrindrana sy fitantanana ny toeram-pandraisana ireo traboina na mpifindra monina. Nandritra ny 10 […]





