Mbola lavitra ny ezaka momba ny fanabeazana ara-pananahana eto Madagasikara. 40% ny zatovovay latsaky ny 18 taona, 12 % ny latsaky ny 15 taona, terena hanambady. Firenena mbola ahitana fampanambadiana ankizy eto Madagasikara. Laharana faha-14 maneran-tany i Madagasikara amin’ny fampanambadiana aloha ny zatovovavy. 40,3% ny tovovavy no manambady mialoha ny […]
Fiaraha-monina
Centre Rassoul Akram : hizara sakafo ho an’ny olona 5 000
Manomboka anio ny volana masina ramadany, volana manan-danja ho an’ny mpino silamo eto Madagasikara sy maneran-tany. “Volan’ny fifehezan-tena ny volana ramadany, sady natao hifanampiana sy hifampizarana ho an’ireo mpiara-belona rehetra”, hoy ny cheik Hassan, omaly, teny amin’ny Centre Rassoul Akram, Antohomadinika. Tokony hanana fo madio ny mpino ka ilaina ny […]
Antsirabe sy Fianarantsoa: niofana ny mpitantana ny English Club
Natomboka ao Antsirabe, tamin’ity herinandro ity, ny atrikasa “English Club Moderator Training” ho an’Antsirabe sy Fianarantsoa. Iarahana amin’ny masoivoho amerikanina sy ny fikambanana Ndeha hianatra izahay ary ny Dr Kathleen Malu manatanteraka ny tetikasa. Hisitraka karazana torolalana hampandrosoana ny fampianarana teny anglisy ireo mpitantana ny English Club avy ao Ambatolampy, […]
Ady amin’ny herisetra (VBG) : notoloran’ny talem-paritry ny UNFPA amboara Rajoelina Mialy
Tontosa omaly, teny Anosy, ny dinidinika nataon’ny tomponandraikitra ambony mpanapa-kevitra sy ny mpiray ombon’antoka momba ny fanokanana vola, hanafainganana ny miralenta, izay teo ambany fiahian’ny vadin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Mialy. Nanotrona ny fihaonana ny talem-paritry ny Tahirin’ny Firenena mikambana momba ny mponina (UNFPA) ho an’i Afrika Atsinanana sy Atsimo, Lydia […]
Toamasina : nahatsiaro ho voailika ny vehivavy sasany
Nahoraka ny fankalazana ny Andron’ny 8 marsa tao Toamasina. Ambohi-pihaonan’ny vehivavy maherin’ny 15000 izay avy amin’ny lafivalon’ny Nosy izany. Efa nitodi-doha namonjy fodiana ny ankamaroan’ny mpizaika. Indrokely, nanomboka nampiaka-peo kosa ny tompon-tanàna. Mizara ny fahasorenany ny renim-pianakaviana sasany sy ny fikambanam-behivavy maro. “Natao fitaovana hanamaro olona eo anoloan’ny araben’ ny […]





