Fiaraha-monina

Olana maneran-tany : herisetra mifototra amin’ny maha vavy ny aretina mamany lava

Vahaolana isorohana ny aretina mamany lava ny tsy firosoana amin’ny firaisana ara-nofo aloha loatra ka hitondrana vohoka. Ireo toerana lavitra toeram-pitsaboana matetika no ahitana ny tranga satria tara ny fandraisana an-tanana ireo vehivavy mpiteraka. Olana eo amin’ny fahasalamam-bahoaka maneran-tany ny aretina mamany lava miseho amin’ ny vehivavy saro-piterahana mila fandidiana […]

Nandritra ny taona 2022 : 45 245 ny olona voan’ny raboka notsaboina

Nanao tatitra ny fandraisana ireo mararin’ny raboka ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ho an’ny taona 2022. Fantatra fa nahatratra 45 245 ireo marary noraisina an-tanana manerana ny Nosy tamin’ny taon-dasa, tamin’ireo tobim-pahasalamana misahana ny aretina raboka. Maimaimpoana hatrany ny fikarakarana ny marary ma­nomboka amin’ny fizaham-pahasalamana, mandalo amin’ny fitiliana sy ny fitarafana ary […]

Fahasalamana : olona 1 amin’ny 2 no voan’ny diabeta

Fitiliana diabeta maimaimpoana, ny 13 sy ny 14 novambra, hatao eny amin’ny Amadia Faravohitra, no hanamarihan’ny Amadia ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny diabeta. Araka ny fantatra, olona 1 amin’ny 2 maneran-tany no voan’ny diabeta nefa mbola tsy tonga saina amin’izany. Manohy ny andavanandrom-piainany ary tsy misy fitandremana. Noho izany, ilaina […]

Psycho-social : ilana fitsaboana ny fikorontanan-tsaina

Manampy ny fikarakarana ataon’ny mpitsabo ny fahasalaman’ny saina eny amin’ny hopitaly sy ny tobim-pahasalamana manome fanafody ny fanarenana psycho-social. «Fandraisana an-ta­nana, ainga vao ary fanentanana ho an’ireo olona miaina fikorontanana sy tsy fahasalaman’ny saina izany », hoy ny psychiatre, mpikambana ao amin’ny Association Psy-kôzy Mada­gasikara, dokotera Ra­zafin­dra­lambo Kiady Rivo, omaly, teny […]

Sima sy vaky lanilany: mila averina ny endrika sy ny asan’ny molotra

Manazava ny vahaolana amin’ny fahasimana sy fahavakisana lanilany ny profesora Razafindrabe John Alberto Bam, “Chirurgien-Stomatolo­giste” eo anivon’ny Centre Hospitalier Joseph Dieu Donné Rakotovao, Befelata­nana (CHUJDR). Aretina tsy mifindra fa vokatry ny tsy fahatomombanana mandritra ny vohoka ny sima sy ny vaky lanilany. «Tsy misy fanafody ohanina na tsindrona mamerina ny […]