Novatsian’ny fitondram-panjakana, tamin’ny alalan’ny BNGRC, fanafody ny fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Alaotra Mangoro. Fanafody 126 baoritra no natolotra, tamin’izany, nahitana karazam-panafody hitsaboana ny tazo, antibiotique, antidiabétique, vitamine… miaraka amin’ ny fitaovam-pitsaboana maro. Tonga teny amin’ireo tokantrano miisa 1 200 tena marefo ao amin’ny kaominina Ambonivohitr’Ambatondrazaka, Feramanga Avaratra, Ambandrika, distrikan’Ambatondrazaka, ny fiandohan’ny […]
Fiaraha-monina
Zo sy fahasalamana ara-pananahana: Betsaka ireo tsy mahafantatra ny lalàna lah. 2017- 043
Notanterahina tany Toliara, ny volana marsa lasa teo, ny hetsika faobe fampahafantarana ny lalàna laharana 2027- 043 momba ny fahasalamana ara-pananahana sy fandrindrana fiainam-pianakaviana. Ny Ipas Afrique Francophone sy ny Réseau parlementaire national pour la justice reproductive no nifarimbona tamin’ny fikarakarana. Tsapa nandritra ny fidinana tany Toliara fa maro ny […]
44 Andro taorian’ny rivodoza Gezani : Nahavita ny anjara asany ny kaominina
Mitohy ny fanarenana an’i Toamasina. Nahavita ny anjara manandrify azy ny teo anivon’ny Kaominina Ambonivohitra. Nizotra araka ny toromariky ny Filohan’ny Fanavaozana izany. Taorian’ny fandalovan’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Michaël tany Toamasiana, nazava ny fizarana andraikitra amin’ny fanarenana ny tanàna. Efa voaray rahateo ny vola avy amin’ny […]
INDRAY MIJERY
Ny varatraza malefaka no handrafitra ny toetry ny andro any amin’ny ilany atsinanan’ny Nosy. Tsy ho marin-toerana kosa ny habaka indraindray any amin’ny faritra hafa. Tsy hisy tranga mahery vaika mety hahakasika mivantana ny toetry ny andro eto Madagasikara ato anatin’ny herinandro. Ho maina amin’ny ankapobeny ny ilany atsinanan’ny Nosy. […]
Madcap sy Seba Isotry : Mandray ny zokiolona marary sy sahirana
Nanatanteraka ny fidinana ifotony voalohany ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Rakotoniaina Voahanginirina Cathia, ny faran’ny herinandro teo. Namangy ny fianakaviana sahirana mipetraka ao amin’ ny Akany Fialofana Isotry, ao amin’ny Madcap sy Seba, izy sy ny ekipany. Tsikaritra nandritra izany fa tena sahirana ny akany. Lehibe ny vesatra […]




