Fiaraha-monina

Sandwatch sy kit Mad’ErE : Nisitraka fiofanana ny mpampianatra any Menabe

Nisitraka fiofanana ma­hakasika ny fandaharanasa “Sandwatch sy Kit Mad’ErE” ny mpampianatra any amin’ny faritra Me­nabe, tamin’ny herinandro lasa teo. Nahazo izany ny mpampianatra avy amin’ny sekoly dimy ao amin’ny Cisco Morondava. Ankoatra izay, samy notolorana fitaovana Kit Sandwatch sy Kit Mad’ErE avokoa ny sekoly dimy ahitana ny CEG Centre, CEG […]

INDRAY MIJERY

-22,2% ihany ny vehivavy mpianatra miofana araka asa eny amin’ny sekoly ambony politeknika, araka ny fanadihadiana nataon’ny cabinet Fred Ingeneering sy ny cabinet Miarintsoa ny taona 2024. Fiofanana momba ny olana sedrain’ny vehivavy miasa amin’ny fanaovan-dalana izany. Rehefa tonga ny fahavaratra, anisan’ireo faritra andalovan’ny rivodoza sy tratry ny orambe ny […]

“CSW69”: Tombanana ireo ezaka vitan’i Madagasikara

Mitarika ny delegasiona malagasy any Etazonia, amin’ny fivoriambe andiany faha-69 ny komity misahana ny anjara toeran’ny vehivavy ao anatin’ny Firenena mikambana na CSW69 ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Razafinjato Aurélie. Vehivavy tomponandraikitra maneran-tany no manao tombana ny fanatanterahana ireo fanamby natao tany Beijing, 30 taona lasa izay. Dinihina […]

Hanarenana ny tsy fahampian’ireo am-perinasa : Tohanana ny vehivavy misahana ny asa fanaovan-dalana

Tetikasa telo: Projet Connecter Madagascar pour une Croissance Inclusive (PCMCI), Projet de Dévelop­pement Durable du secteur Routier à Madagascar (PDDR) ary ny projet d’Appui à la Connectivité des Transports (PACT) nanaovana fanadihadiana. Ao amin’ny minisiteran’ny Asa vaventy misahana faritra 12, vatsian’ny Banky iraisam-pirenena ahafahana mamantatra ireo sakana tsy ahafahan’ny vehivavy […]

INDRAY MIJERY

Raha ny tatitra avy amin’ny minisitry ny Fah­a­salamam-bahoaka, maherin’ny 6 000 ny olona tonga nanatona ny Caravane médicale tao Mahajanga, ho an’ny tapakandro maraina fotsiny, ny herinandro lasa teo. Manodidina ny 12 000 ireo noraisina an-tanana tamin’ireo toerana telo efa nandalovan’izy ireo tamin’ny lalam-pirenena fahefatra. Ny aretin’ny maso, aretin’ny reny […]