Fiaraha-monina

OMM : anisan’ny rivo­doza naharitra indrindra i Freddy

Raha ny fandalinana na­taon’ireo manam-pahaizana ao amin’ny Organisation mé­téorologique mondiale (OMM) dia anisan’ny rivodoza naharitra indrindra ary ela vao levona ilay rivodoza Freddy nanafika an’i Mada­gasikara nisesy teo. Anisan’ny rivodoza na­hafaty olona betsaka ary na­nimba zavatra maro ihany koa i Freddy. Nampitondra takaitra firenena maromaro ihany koa izy ary anisan’izany […]

Fananganan-tsaina : nahazo rariny ireo mpampianatra

Nampahafantarin’ny mi­nisitry ny Fanabeazam-pirenena, Sahondrarimalala Marie Michèlle omaly, fa nahazo rariny teo anivon’ny Filan­kevi-panjakana ireo mpampianatra sy mpanabe. Rahara­ha mikasika ilay resaka fandavan’ny ankizy tsy hanangan-tsaina sy tsy hihira ny hiram-pirenena, tao amin’ny sekoly, tao Ala­kamisy Itenina. Nolavin’ny fitsarana mahefa ny fangatahana fampiatoana ny sazy nahazo ireo mpianatra tsy nanaja […]

Tetikasa Harivola : hanofana maimaim-poana momba ny fitantanam-bola

Rehefa voafehy ny fitantanam-bola, na kely aza ny eo am-pelatanana, mitondra fivoarana ho an’ny fihariana sy ny asa hatrany. Hatomboka amin’ny faritra enina ny tetikasa “Harivola”. Hampianatra maimaim-poana ny tanora, mpandraharaha madinika na mpitantana orinasa, hitantam-bola ny Iscam solutions formation (ISSOF), amin’ny tetikasa “Harivola”. Fandaharam-piofanana nasionaly hampiroboroboana ny fitantanam-bola azon’ny […]

ONMAC : hatsaraina ny tsangambaton’ireo mpiady tranainy

Manatsara ny tsangambato fahatsiarovana ireo malagasy niady tamin’ireo ady lehibe roa eny amin’ny farihin’Anosy ny Ofisy nasionalin’ny mpiady tranainy (ONMAC), tarihin’ny Jly Raharijaona Faly Michel. Fia­raha-miasa amin’ny sampandraharahan’ny fiarovana eo anivon’ny masoivoho frantsay eto Madagasikara izany. Ao anatin’izay fiaraha-miasa izay koa ny fanomezana fiahiana ireo mpiady tranainy fony mbola fahavelony […]