Fiaraha-monina

Sehatry ny nomerika : teratany malagasy voafantina ho mendrika

Voafidy amin’ny programa “Reciprocal Exchange”, taona 2024, sahanin’ny Mandela Washington Fellowship for Young African Leaders, Randrianomanana Rija, teratany malagasy sy ny Dr. Timothy L. Weekes. Fandaharanasa izay tohanan’ny birao misahana ny fanabeazana sy ny kolontsaina ao amin’ny departemantam-panjakana amerikana ity nahavoafidy azy roa lahy ity. Dingana iray vita amin’ny fa­mpivoarana […]

CEG Lovasoa Marovoay : nahazo efitrano fianarana sy kianja

Distrika fahatelo manana mpianatra betsaka ao anatin’ny faritra Boeny i Marovoay. Teo aloha, voatery nalefa mianatra any amin’ny sekoly ambaratonga voalohany amin’ny tanàna manodidina ny kilonga. Satria, tsy mahazaka ny isan’ny mpianatra ny fotodrafitrasa nisy. Amin’izao fotoana izao, nahazo efitrano finarana miaraka amin’ny toeram-pivoahana sy fidiovana ny CEG Lovasoa, Antanimora, […]

CHU Andohatapenaka: nahazo «Scanner» avy amin’ny Japoney

Natolotra sy notokanana, omaly, tetsy amin’ny hopitaly manara-penitra Andohatapenaka ny fitaovana fitarafana « scanner ». Tetikasa avy amin’ny fitondrana Japoney no nahafahana nahazo izany. Fitaovana avo lenta kokoa ahafahana mitily ny aretina sy ny taova isan-karazany tsy hita maso, ma­nomboka amin’ny loha hatrany amin’ny tongotra izy io. “Dingana lehibe ho […]

INDRAY MIJERY

Olona mifefitena no anarana akademika fiantsoana ny olona manana toe-tena autiste, araka ny nambaran’ny filohan’ny fikambanana Autisme federation Madagascar izay ivondronan’ny fikambanana 10 misehatra amin’ny fanabeazana ireo ankizy mifefitena eto amintsika. Efa miasa amin’ny faritra dimy ny Vovonana amin’izao fotoana. Nandray ny mpikambana ao amin’ny biraon’ny sendikàn’ny mpiasan’ny minisiteran’ny Fampianarana […]

EPP Maibahoaka-Talatamaty : nahazo efitrano fianarana enina vaovao

Vita ny fananganana ny efitrano fianarana vaovao eo anivon’ny EPP Maibahoaka, kaominina Talatamaty. « Se­koly faha-25 notohanan’ny fondation Viséo ny eny Mai­bahoaka ary nanome vola ampahany namitana ny asa koa ny Groupe Enac, miorina sy miasa eny Talatamaty, nampiseho fahavononana ha­nampy ny mpiara-belona », hoy ny tomponandraikitra ao amin’ny fondation Viséo, Ralaiarizaka […]