Nihaona teny amin’ny American School of Antananarivo ireo mpianatra avy ao amin’ny Lycée Andohalosy misitraka ny tetikasa “Lafayette Initiative for Madagascar Education (Lime)”. 70 izy ireo no mahazo io tantsoroka io, amin’ity taona ity, izay avy amin’ny mpianatra 8 mianadahy avy any Pennsylvania. Entina hanomanana sy hanohizana fianarana ambony any […]
Fiaraha-monina
Tetiandrom-pampianarana: Niitatra hatramin’ny volana jolay sy aogositra
Volana jolay sy aogositra ny fanadinam-panjakana CEPE, BEPC ary Bakalorea. Niitatra ny fotoana ianarana ary maro ny ahiahin’ny ray aman-dreny sy ny mpampianatra. Nanaitra ny sain’ny ray aman-dreny sy ny mpampianatra ny tetiandrom-pampianarana navoakan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika ho an’ny taom-pianarana 2025-2026. Niitatra […]
Oniversiten’Antananarivo : Mpianatra 48 tsy afaka hianatra an-taona maro
Nandritra ny Conseil de discipline (Codis) nataon’ny Oniversiten’Antananarivo, nandraisana fanapahan-kevitra ny hamaizana ireo mpianatra tratra nangala-tahaka sy nanao hosoka ary nisandoka ho mpianatra hafa nandritra ny fanadinana. Voafaritry ny lalàna laharana 28457/2025 tamin’ny 11 septambra 2015 izany. Fantatra, tamin’izany, fa 54 ireo mpianatra voakasiky ny famaizana ary hampiharana avy hatrany […]
Fahasalamana : Nankatoavina ny PSN BSC/ SDSR-SMNIA-N
Nankatoavina tamin’ity herinandro ity ny paikady nasionalin’i Madagasikara mahakasika ny fiovam-pihetsiky ny fiarahamonina amin’ny fahasalamana sy zo ara-pananahana, fahasalaman’ny reny, ny zaza vao teraka, ny ankizy, ny zatovo sy ny tanora ary ny fanjarian-tsakafo ho an’ny taona 2026-2030 na PSN SBC/SDSR – SMNIA-N. Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka tamin’ny sehatra marolafy (minisitera […]
INDRAY MIJERY
Taorian’ny fihaonana nisy teo amin’ny Lehiben’ny faritra Vakinankaratra sy ny mpitantana ny Oniversite, niroso tamin’ny fanamboaran-dalana miditra ny oniversite ny mpitantana. Milina vaventy telo: compacteur, niveleuse ary camion benne, no miasa eny Tsaratanàna manao ny asa. Misedra olana ireo mpianatra sy mpampianatra ary mpandraharaha eny Tsaratanàna amin’izao vanim-potoana fahavaratra izao, […]




