Henjana ara-bakiteny ry zalahy sy ry zavavy ! Talentany raha ny serasera , indrindra ho an’ny tombontsoan’ny tenany na ny vondrony manokana. Nampiaky volana ny seho niezinezina nataon’ikala tany amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Tena hoe iza no tsy gaga ? Nisy aza ny tandapa sasany tena nihorohoro ara-bakiteny. Efa namoaka vava ny hametra-pialana […]
Indraimbava
Izay mitambatra no vato
Tsy hita be ihany ny andraisana ilay fomba fisainan’ny Malagasy. Raha manana finiavana ny hila ravinahitra na hitondra politikam-pampandrosoana any amin’ny toerana hafa dia voailika. Voalaza fa tsy zanaky ny faritra na mpanjanaka maoderina. Raha mba manana drafitrasa ao an-tanàna indray anefa dia mpaminany tsy masina an-taniny izao indray! Tsy […]
Valala any an-danitra
Amin’ity herinandro ity, hono, amin’ny herinandro ambony, hono! Asa izay marina fa dia samy manana ny filazany ny olona mahakasika ny ho fijoroan’ny governemanta vaovao. Ny azo antoka, efa tsy ho ela satria eto Madagasikara ny filohan’ny Repoblika. Izy izay tompon’ny teny farany amin’ny zava-drehetra. Raha ny tsilian-tsofina re, anatin’ny […]
Asa… anamarinan-toerana
Mby aiza ny hoe fampandrosoana amin’izao? Samy miaina izay isiany andavanandro ny isam-batan’olona, ny isan-tokantrano, ny isam-paritra. Tena maharesy lahatra ny vahoaka ifotony ve, ohatra, izay ataon’ny fitondram-panjakana amin’ny hoe fampandrosoana? Na araka izay hetahetam-bahoaka sy mahasoa azy ho amin’ny fari-piainana tsaratsara kokoa hatrany izay atao sy iadiana… Izay no […]
Tena mafy ny ady !
Misahotakotaka ery ny isan-tokatrano amin’izao fotoana izao mandeha miala sasatra. Maro ny fianakaviana mamonjy ranomasina ny avy aty am-povoantany. Tsy vitsy ihany koa ireo avy any amin’ny sisiny, miakatra aty an-dRenivohitra. Tsy mahasakana ny fialana voly ny adim-piainana efa ho lava. Mifanindran-dalana amin’izay, miditra anatin’ny vanim-potoana ny famadihana sy […]




