Mahoraka ny any an-drenivohitr’i Boeny. Vory lanona any avokoa ny solontenan’ny mpiasan’ny fahasalamana maherin’ny 4000, hoy ny avy amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Vory lanona mampiseho firaisankina izy ireo. Samy nahatonga solontena avokoa ny avy amin’ny faritra rehetra. Maresaka ny tanàna, mafana manaraka ny toetr’andro ny ambiasy. Miredareda ery ny firaisam-pon’ny […]
Indraimbava
Tompom-pahefana
Mamita iraka any ivelany ny delegasiona malagasy tarihin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Mihazakazaka ny fifanatonana amin’ny samy afrikanina. Omaly no nifarana ny fitsidihana tany Guinée Bissau. Raha ny voandalana, indrindra amin’ny sehatra diplaomatika aloha dia tena mahavelombolo. Manginy fotsiny ny tombom-barotra amin’ny serasera sy fampahafantarana an’i Madagasikara. Any Angola […]
Mila fanasitranana
Ao anatin’ny fotoam-pitsarana ny fanadinana bakalorea ny mpampianatra sy ny tomponandraikitra ankehitriny. Asa hanao akory ny taham-pahafahana manoloana ny olana sosialy isan-karazany izay sedrain’ny tanora malagasy ankehitriny. Betsaka ny hodidina sadasada, indrindra ny lafiny sosialy. Ankoatra ny sedram-piainana, mainka manampy trotraka ny firongatry ny zava-mahadomelina. Sehatra iray, ilàna fandraisana […]
Telo herinandro!
Fifidianana sy fananganana governemanta izao no malaza. Tsy mbola ho ato ho ato mihitsy aloha ity farany raha ny angom-baovao azo. Mbola mamita iraka any ivelany rahateo ny filohan’ny Repoblika sy ny mpiara-miasa aminy. Taorian’ny tany Paris, mbola ho any Angola sy Guinée ihany koa ny delegasiona izay tarihiny. […]
Fihemorana… handrosoana
Azo antoka izao fa hihemotra amin’ny 11 desambra ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna izay nokasaina hatao amin’ny 6 novambra? Raha tsy misy ny fiovana amin’ny fotoana farany… Tsy inona fa izay mety ho fanapahan-kevitry ny governemanta, indrindra ny Filankevi-panjakana izay fitsarana misahana izay fifidianana izay. Hanao ahoana? Azo […]




