Anatin’ny adilahy politika tanteraka isika eto Madagasikara amin’ izao fotoana izao. Betsaka ny efa voalaza mikasika izay, avadika ny resaka sehatra hafa indray izy anio. Hisintona lakolosy hatrany anefa mba hahatonga saina antsika ho tafavoaka amin’ny karazan-tsedra maro lalovan’ny firenena. Tsy misy afaka ny hitompo teny fantatra rahateo fa vahaolana. […]
Indraimbava
Lian-dra !
Tankina tanteraka, tsy misy ambara, mahita ny fitotongan’ny fiarahamonina malagasy, ankehitriny. Tsy hiteny izay vidim-piainana intsony, fa leo mitoriteny an’efitra. Andeha horesahina ny tontolon’ ny fanabeazana tanora amin’ny ankapobeny. Antony ? Tsy azo hodian-tsy hita ny firongatry ny herisetra, sy fidorohana, ary vono olona miseholany ao Toamasina. Nipoitra tao anaty fotoana […]
Mbola tsy fandriampahalemana ihany…
Mbola tsy fandriampahalemana ihany… Mandra-pahoviana? Tsy hita hovisavisaina sy hotanisaina. Efa mby amin’ny tsy zaka sy tsy azo leferina ny raharaha amin’izao: fandatsahana aina, fakana takalon’aina, fiparitahan’ny zava-mahadomelina… Tsy inona fa filalaovana sy famiravirana aina. Na ho an’ny mpanao ratsy sahy mivarotra aina fa tsy mataho-maty izany, na ho an’izay […]
Kilalao sadasada
Nahoraka tamin’ny tambajotran-tserasera, omaly, ny vaovao momba ny Barean’i Madagasikara. Nitatitra ny gazety Taratra fa misy olana goavana ny resa-bola ka nampiatoana ny fampivondronana tokony ho nanomboka ny alakamisy lasa teo. Tsy nanda na nandiso ny vaovao ny tomponandraikitra tamin’ny Federasiaona malagasin’ny taranja baolina kitra (FMF). Ny nahavariana, ny teo […]
Hevitra fa tsy vola !
Anatin’ny vanim-potoanan’ny fifidiana tanteraka ny Malagasy na efa notaterina ombieny ombieny aza ny fanjavozavoana eo amin’ny fanomanana sy ny mety hisiany na tsia. Ny tiana ifampizarana anio, dia momba ny tena votoatin’izany fifidianana izany. Indrindra fa ny mpiantsehatra fototra : ny hofidina sy ny mpifidy. Zary hifaninanana ny mampidera ny vola […]




