Indraimbava

Miroso tsimoramora !

Raha miteraka resabe ny politika sy ny tontolony eto Madaga­sikara amin’izao fotoana izao. Miroso tsimoramora kosa ny sehatra diplomatika. Manao ranolava ny fihaonan’ireo tompo­nandraikitra malagasy sy ny lehiben’ny masoivoho vahiny eto amintsika. Tsy sakana tsy hivelarana rahateo ny disadisa politika anatiny. Taratry ny fahavononan’ny firenena vahiny, manohana ny vahoaka malagasy […]

Mila manova toe-tsaina

Anatin’ny fanomanana ny andron’ny 08 marsa, andron’ny vehivavy maneran-tany ny eto an-drenivohitra, ankehitriny. Hiavaka sy hiompana be dia be amin’ny maha olona ny hetsika. Efa miomankomana ny mpikarakara avy any amin’ny faritra handefa solontena. Ny vadin’ny mpitandro filaminana no efa misantatra izany anio, eny amin’ny kianja Barea, miaraka miombom-bavaka amin’ny […]

Samy minday ny ainy !

Tena mampiteny ny moana ! Tsy mitsahatra miakatra ny vidim-piainana. Saika isan’andro no miovaova ny sora-bola amin’ny vidin’entana miranty eny an-tsenakely rehetra eny. Tsy hay lazaina ny vidim-bary, ny vidin’ny kojakoja ilaina andavanandro. Azo lazaina fa mizaka ny tsy eran’ny aina tokoa ny vahoaka malagasy. Mihinan’ny tsy fihinana ara-bakiteny. Miova […]

Aoka hilamina !

Resabe eo amin’ny tontolo politika ny fanambarana nataon’ ireo raiamandreniben’ny firenena toa an-dRamatoa Razanama­hasoa Christine sy Atoa Soja Jean André na i Kaleta. Tao anatin’ ny roa andro, manambara ampahibemaso ny tsy fitoviam-pijery amin’ny samy mpanohana ny filoham-pirenena izy ireo. Andaniny, Ramatoa filohan’ny Antenimierampirenena mampa­tsiahy fa mendrika ny faritanin’i Fianarantsoa […]

Samy tomponandraikitra !

Resabe indray tao anatin’ny andro maromaro ny mikasika ny fitsaboana nentim-paharazana. Maivoky ny fanakianana sy ny fiampangana azy ireny ho mpisandoka sy mpisoloky izy ireny. Indrindra ny fikambanana sasany, izay tena efa niroborobo manerana ny Nosy. Mazava ho azy, tsy azo ekena ny filalaovana ny ain’ny olona sy fanandrakandramana amin’ny […]