Ny tantara mihitsy no diso ? Avy any Azia atsimo Atsinanana, hono, ny Malagasy. Taranaka Jiosy, hono ny Malagasy. Avy atsy Afrika, hono ny Malagasy… Midika ve ireo fa tsy nisy olona na tompon-tany mihitsy ity Nosy lehibe ity ? Raha ny nambaran’ny manam-pahaizana sy mpikaroka maro : « Nisy tokoa ny fifindra-monina avy […]
kolon-tsaina
Poopy : Raikitra ny « Tena kanto » 2
Volana aogositra tamin’ny taon-dasa. Fahombiazana no azon’i Poopy sy ny mpikarakara ny « Tena kanto » 1, raha refesina tamin’ny fahatongavan’ny mpijery maro be sy ny kalitaon’ny fampisehoana. Fantatra fa ho fanohizana izany sady ho fanomezana fahafaham-po ny mpitia zavakanto. Raikitra fa ny 1 marsa izao amin’ny 3 ora sy 1mn, ao […]
Kolontsaina sy zavakanto : Mihen-danja ny toho-tsofina
Manana ireo fomba nahafahany nanabe ny taranany ny Malagasy. Iray amin’ireny ny fampitan-kafatra izay nampiasaina tamin’ny sehatra maro. Anisan’ireny ny kolontsaina sy ny zavakanto ary ny fomba amam-panao. Mitohy izany hatramin’izao.. Madagasikara, firenena tsy mba nahitana ny alfabeta na ny soratra raha tsy taty aorian’ny nidiran’ ny Arabo sy ny […]
Androm-pirenena ho an’ny kabary: Omen-danja ny fihavanana sy ny fiarahamonina
Kolontsaina sady soatoavina malagasy anisan’ny miroborobo fatratra ankehitriny ny kabary. Sehatra maro no ahenoana azy. Tsy manalavitra ny kabary ny fihavanana. Hiara-dalana sy hifameno ireo. Hotontosaina manerana ny Nosy sy any ivelan’i Madagasikara ny fankalazana ny Androm-pirenena ho an’ny kabary ho an’ity taona 2026 ity. Samy manana ny hetsika hotanterahiny […]
TARATRY ny KANTO
Ho marihina ny faha-80 taonan’i Nalisoa Ravalitera. Hisy ny velakevitra manokana hotontosain’ny Faribolana Sandratra izay izy no anisan’ny nanangana azy, ny alarobia 14 Janoary izao. « Nalisoa Ravalitera : Tendrombohitra tsy ho saro-javona » ny lohahevitra hovelabelarin’i Mahefa voalohany. « Nalisoa Ravalitera sy Benaina : loharano roa samihafa mihaona » kosa no […]




