kolon-tsaina

Fakafaka: Fanavaozana inona?

Fanavaozana, fanovana toe-tsaina, fananganana rafitra vaovao. Voambolana malaza amin’izao fotoana ireo, satria anatin’ny vanim-potoana tokony hitondra mankany amin’ny fiovana i Madagasikara. Inona ny mahakasika ny kolontsaina, amin’izany fanavaozana izany? Izy rehetra. Mba tsy hilazana fa ny lafiny kolontsaina mihitsy no kitihina amin’izany. Saingy mety ilay voambolana« fanavaozana » no tsy mampitovy hevitra. […]

«Salon de la gastronomie», andiany faha-11: Homen-danja manokana ny vokatra sokolà

Hetsika lehibe ho an’ny hainahandro eto Madagasikara. Hanasongadina ny akora, ny vokatra ary ny fahaiza-manao malagasy izy ity. Sehatra ifaneraseran’ireo matihanina amin’ny hainahandro ihany koa. Saika hatao ny volana septambra teo, saingy voatery nahemotra noho ny toe-draharaha. Efa feno kosa izao ny fepetra, ka ho­tontosaina ny 18 hatramin’ny 20 desambra […]

Vondrona Filatex : Vavahady noravahana loko afrikanina tatsimo

Notokanana, omaly, ny fo­todrafitrasa vavahady « Arche Malaga », an’ny orinasa Fila­tex Properties, ao anatin’ny Vondrona Filatex, eny amin’ny trano fonenana, akaikin’ny Marais Masay Antananarivo. Mampiavaka azy, ilay artista mpanao hosodoko afrikana tatsimo, Esther Mahlangu, 90 taona, fanta-daza maneran-tany amin’ny haitao Ndébélé no nampihaingo sy nandoko ity fotodrafitrasa ity. 90 taona i […]

Lapan’ny fanatanjahantena : Nahatanteraka ny fanambiny i Momota

Andro vitsivitsy nialohan’ny fampisehoana. Hoy i Momota : « hitondra zava-baovao ho an’ny ankizy izahay. Asehonay koa fa izahay mahafeno Palais des sports ». Izay tokoa ny zava-nisy tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina Imahamasina, omaly, nandritra ny fampisehoana nampitondraina ny lohateny : « Cirque Momota Tic Tac Show ». Tafiditra tao anatin’ity seho ity avokoa […]

ONG Ketsa : Misitraka “Herinandron’ny fahasa­lamana” ny mponin’i Vontovorona

Mahasarika olona maro ny hetsika ara-pahasalamana eny Vontovorona. Ahitana fizahana maso, fijerena nify ary fizahana diabeta izany. Natomboka tamin’ny fo­mba ofisialy teny Von­to­vorona, ny sabotsy teo, ny “Herinandron’ny fahasalamana”. Hetsika karaka­rain’ny ONG Ketsa, iarahany miasa amin’ny Lions club In­terna­tional Analamanga. Na­nom­boka ny 13 hatramin’ny 18 desambra hoavy izao ny hetsika. […]