Hotanterahina ny 28, 29, 30 aogositra 2025, ao Tsihombe Androy, ny «Festival Rebeke» andiany faha-9 izay karakarain’i Tsimihole. Hetsika natokana ho an’ny gadona Beko izay mampiavaka ny faritra atsimon’i Madagasikara ary lova navelan’ny Antandroy izy io. Ivondronan’ny mpibeko, ny mpiantsa, ny zokiolona ary ireo tanora manan-talenta manodidina amin’ny ady amin’ny […]
kolon-tsaina
zavakanto sy Kolontsaina: Misongadina ho azy ny mahay
Ny famaritana ny « mahay » aza efa nanjary sarotra be! Ny « doka » indray, efa zary rivotra iainan’ny kolontsaina sy ny zavakanto. Vao mainka hampiarahina izy roa ireo… Mety ho avy amin’ny « doka » no ilazana fa mahay ? Ity tranga ity, tsy an’ny Malagasy fa vao […]
Ampanjaka Toera: Homem-boninahitra ny kabesony
Hotanterahina eo amin’ny torapasika Nosikely Morondava, ny 8 hatramin’ny 17 aogositra 2025, ny hetsika « Ndao hangala morimoritsy ». Natao hanomezam-boninahitra ny kabeson’ny Ampanjaka Toera ary hanamafisana sy hampiroboroboana ny kolontsaina sy ny fizahantany ao amin’ny faritra Menabe izy ity. Hisy ny lalao nentim-paharazana sy fanao ao an-toerana, toy ny kibara sy […]
TARATRY ny KANTO
Rahampitso amin’ny 2 ora tolakandro, etsy amin’ny Tranompokonolona Analakely. Hisantatra ny seho ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny Jazz@Tohatohabato ny « Jazz Kids ». Ireo ankizy efa ao anatiny sy ireo maniry ny hiditra ao amin’ny tontolon’ny jazz no hiaka-tsehatra eny an-toerana. Hanana endrika fifanakalozana ity seho ity, satria, samihafa ny toerana na foibe na […]
Stéphanie : Hiverina hiaraka amin’ny vokatra vaovao
Elaela tsy hita sy re i Stéphanie… Fa mbola ao anatin’ny lazany kosa izy, raha notarafina tamin’ny fiakarany an-tsehatra nandritra ny fampisehoana izay nanasan’i Poopy azy, ny alahady teo, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. « Safidy mihitsy ny niato kely nandritra ny fotoana elaela, sady naka aina no naka bahana, izay […]




