Nisokatra omaly ary tsy hifarana raha tsy ny 23 avrily, eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny “Lire en fête”, andiany fahenina. Hetsika anisan’ny lehibe indrindra eo amin’ny tontolon’ny boky sy ny vakiboky. Ahitana fampirantiana, tsenaben’ny boky, fihaonana sy fifanakalozana amina mpanoratra na mpisehatra eo amin’ny tontolon’ny boky, atrikasa. […]
kolon-tsaina
« Dago Madness Beatz » : homena sehatra ny mozika marolafy sy revolisionera
Maro karazana, marolafy, misandrahaka ary tsy misy fetra raha ny mozika malagasy. Hoporofoina anatin’ny roa andro izany, mandritra ny hetsika « Dago Madness Beatz ». Ary raha hoe sehatra ho an’ny mozika tsy maro mpivoy? Izay indrindra no antony niketrehan’ny OZ Rekordz ny “Dago Madness Beatz”. Hetsika haka endrika “festivals” […]
Théâtre : Maurice et Madagascar partagent la même histoire
L’histoire du prince Ratsintananina a été adaptée en théâtre par la troupe Théâtre de l’Atelier Pierre Poivre de Maurice, hier à Ivokolo Analakely. La salle était presque pleine mais la moitié du public, composé de Malgaches, semble avoir quelques difficultés à comprendre l’histoire à cause de la langue utilisée. Le […]
TARATRY ny KANTO
Efa fantatra ireo Malagasy mpanakanto handray anjara amin’ny « Festival Sakifo 2024 ». Jain, Claudio Rabe ary Eusebia no ho solontenantsika any La Réunion, ny 7 hatramin’ny 9 jona izao. Monina any an-toerana i Jain sy i Claudio Rabe, raha toa ka efa tsy vahiny amin’ny mponina any La Réunion kosa i […]
Fifoi 2024: lasan’i Joash Omondi ny « Prix du Jury Jeunes »
Nifarana ny faran’ny herinandro teo, tao La Reunion, ny « Festival international du film de l’Océan Indien » (Fifoi), andiany voalohany. Mpisehatra amin’ny sarimihetsika, avy eto Afrika sy ny ranomasimbe Indianina no nandray anjara tamin’izany ary nanana solontena i Madagasikara. Lasan’i Joash Omondi ny amboara teo amin’ny « Prix du Jury Jeunes 2024 », […]