kolon-tsaina

« Power of metal »: Nanjakan’ny hafanana sy angovo

Alkiniah sy Mania, tarika roa andrarezina eo amin’ny tontolon’ny mozika mavesatra. Tafaraka tetsy amin’ny Cercle Franco-Malagasy Anosy, ny faran’ny herinandro teo. Fihaonana tamin’ny mpankafy zavakanto izay nahatarafana fa natambatry ny seho « Power of metal » ny hafanana sy angovo. Tazana sy heno teny an-toerana ilay feo sy fihetsika itoeran’ireo hafanana sy […]

Fetin’ny Paka 2025 : Nahazo toerana kokoa ny mozika mihetsika sy ny tanora

Saika nahitana fety avokoa ireo toerana fanaovana fampisehoana eto an-dRenivohitra sy ny manodidina. Samy nahasarika mpijery… Fa somary nanatombo ny mozika mafana. Stade annexe Maha­masina, nisokatra tamin’ny 9 ora maraina ny vavahady. « Gasy mifety » nahitana an-dry Wawa (au grand complet), Rao Lossa, Agrad, Lico Kininike, Tence Mena, Mr Sayd, DJ […]

TARATRY ny KANTO

Feno 20 taona ny lanonam-panokafana ny fitokanana ny sampana Havatsa-Upem Frantsa. Homarihina amina hetsika lehibe io vanim-potoana io, ny 26 avrily izao, ao amin’ny Espace André-Magné, 18 bis, rue du 14 juillet 94 270 Le Kremlin-Bicétre. Hisy ny «Antsan’i Frantsa» ravahina hira. Ny «Antsa nanavà­tsa», faha-18 taona namafazan’i Hajaina ny […]