kolon-tsaina

Tarika Sahondrafinina Zanany: maty Rakotolava mpitendry lokanga

Misaona ny tontolon’ny Hiragasy noho ny voina nahazo ny tarika Sahondrafinina Za­nany. Niharan’ny lozam-pifamoivoizana teo Ambohi­mitarona, lalam-pirenena voalohany, mialoha ny idirana an’i Miarinarivo, ny tarika Sahon­drafinina Zanany. Afakomaly hariva izy ireo no niharan’izany loza izany, rehefa avy nanao sehatra tao andrefan’ Arivo­nimamo ka handeha hamonjy sehatra any Bon­golava. Maty, vokatr’izany, […]

“Bollywood Glam Night”: Ho avy eto Madagasikara i Arjun

Mpanakanto indianina anisan’ny fanta-daza maneran-tany i Arjun. Fantatra fa ho avy manokana eto Madagasikara, hanafana ilay hetsika “Bolly­wood Glam Night”, izay hotontosaina ny 22 jona izao, etsy amin’ny Novotel Ivandry izy. “Hetsika hanomezan-danja ny fifanakalozana ara-kolontsaina eo amin’i Inde sy i Mada­gasikara izy ity. Fanombohana ihany fa manam-pikasana izahay ny […]

« Fête de la Musique» : hiavaka ny amin’ity taona ity

Tanterahina ny 21 sy 22 jona 2024, eny amin’ny Alliance Fran­çaise d’Antananarivo (AFT) Andavamamba sy eny amin’ny kaominina Ivato Seranana, ny « Fête de la Musique 2024 ». Hetsika lehibe eo amin’ny tontolon’ny mozika izy ity, karakarain’ny avy eo anivon’ny Alliance Française, miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy. Raha ho an’ny isan-taona , mozika maroloko […]

Mpihiran’ny taona 1960 : nodimandry i Françoise Hardy

« Tous les garçons et les filles », hira nanana ny lazany naneran-tany, nanomboka ny taona 1962. Nisongadina ny talentan’i Françoise Hardy, mpihira teratany frantsay… Omaly, fantatra fa nodimandry izy ! Araka ny vaovao nambaran’i Thomas Dutroncs, zanany lahy. Nodiman­dry ny alin’ny talata 11 jona 2024, teo amin’ny faha-80 taonany, i Françoise Hardy. […]