Andro vitsivitsy izay no niparitaka anaty tambajotran-tserasera ireo “videos” nataona mpanakanto malaza maromaro. “Tsy ho ela, hampitempo ny fontsika”, io avokoa ny hafatra nampitaina. Mpanakanto malaza maro no nizara izany, toa an-dry Shyn, Denise, Tence Mena, Oladad, Tsota, Farakely, Jazz MMC, sns. Nanampy azy ireo olo-malazan’ny tambajotra toa an-dry Willy […]
kolon-tsaina
“Festival Tsika Jiaby”: hisy koa eto Madagasikara amin’ny 2025 !
Voavaly avokoa, omaly, ireo fanontaniana nanitikitika rehetra mikasika ilay hetsika “Festival Tsika Jiaby” natao tany Paris farany teo. Niampy vaovao mahafaly ho an’ny tontolon’ny mozika malagasy aza! Ny 6 hatramin’ny 8 jona 2025 ny andiany faharoa amin’ny “Festival Antsika Jiaby”, hatao any Frantsa. Tsy misy fiovana io ary anatin’ny fotoanan’ny […]
Paule Sophie : nivoaka ny boky « Nos âmes éternelles »
Ny namoizany ny rainy nindaosin’ny fahafatesana… Niteraka ratram-po lehibe sy fahabangan-toerana goavana teo amin’ny fiainany no nampikorisa ny penin’i Paule Sophie ka niafara tamin’ny famoahany ny boky.Nivoaka ny boky «Nos âmes éternelles». Asongadin’i Paules Sophie ao anatiny ny fiasan’ny herin’Andriamanitra manoloana ny olana amin’ny endrika sakana heverin’ny olombelona fa goavana […]
Manomana ny 25 taona nihirana: hiaka-tsehatra ao amin’ny Kudeta ry Da Hopp
Dimy ampy jery hombam-panahy sy paika, nanome ny anarana Da Hopp. Nanomboka, nanohy ary manam-baovao hozaraina hatrany ho an’ny tontolon’ny rap gasy ry zalahy. 25 taona nandraisana “micro” ny marina kokoa… Satria efa ho 30 taona izao no nilomano tao anatin’ny tontolon’ny hip-hop ny tarika Da Hopp. Tarika zokiny indrindra […]
Fampirantian’ny Foloalindahy : hampahafantarina ny vahoaka ireo hery fiarovana misy
Anisan’ny andry iankinan’ny firenena ny Foloalindahy. Zava-dehibe ho an’ny vahoaka, araka izany, ny fahafantarana ny momba azy ireo. Tanterahina eny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely, nanomboka ny faran’ny herinandro teo hatramin’ny 25 jona 2024, ny fampirantiana anehoana ny maha izy ny hery fiarovana misy eto Madagasikara. « Ny firenena sy ny hery […]




