Navoaka tamin’ny fomba ofisialy, ny alahady 9 jona teo, tetsy Antohomadinika, ireo mpikabary andia «Mendrika». Nambaran-dRandrianaivo Serge Thierry, filohan’ny Hasin’i Gasikara, fa « miisa 27 mianadahy ireto mpikabary vao navoaka ireto. Nandritra ny enim-bolana no namolavolana azy ireo, mba ho tonga mpikabary ». Niavaka ny lanonam-pamoahana, satria, tafiditra ao anatin’ny « Iray volan’ny […]
kolon-tsaina
Fanaparitahana ny « Héritage »: hiray sehatra eto Madagasikara i Dadju sy Tayc
Hipoka avokoa izay toerana nanaovan’izy ireo fampisehoana. Feno ny fandaharam-potoanan’izy ireo, saingy anatin’ ny hanaovan’i Dadju sy Tayc fampisehoana ny aty Madagasikara. Efa samy nampanatena izy mirahalahy ireto fa mbola hiverina aty Madagasikara… Tsy nisy nanampo kosa tamin’izany hoe ho avy hiaraka hanolotra fampisehoana i Dadju sy i Tayc. Nivoaka […]
TARATRY ny KANTO
Nodimandry, omaly, i Zakanirina Emile, Malagasy mpilalao sarimihetsika. Dadamanga no ahafantaran’ny maro, indrindra ny mpankafy sarimihetsika, azy. Anisan’ny nahitana azy ny sarimihetsika “104”, “Adisanina”. Tazana teny anivon’ny tambajotra sosialy ihany koa izy nanao horonantsary mampihomehy tao anatin’ny “Samy Gaigy”. Misokatra ho an’ny rehetra, eny amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely, ny fampirantiana […]
Hatsikana: mitombo ny mpanaraka ny « Antan’art enina »
Hetsika anisan’ny mahomby sy mamaly ny filan’ny mpiangaly ny hatsikana, indrindra ny Stand Up, ny “Antan’art enina”. Mitohy hatrany ny fahombiazana ho an’ny mpikarakara Tanterahina isaky ny tolakandron’ny alahady, eny amin’ny zaridainan’Antaninarenina, ny «Antan’art enina». Hetsika fampisehoana hatsikana, karakarain’ny fikambanana Be Tige. Natao ho an’ireo mpiangaly hatsikana, indrindra ny Stand […]
Hamelona ny fahiny : hihira Kintana Telo ry Johary
Mbola eo i Salomon… Saingy efa fotoana ela kosa no nandaozan’i Romule sy i Ghaby ny sehatra, ka tsy nitohy ny lalana ho an’ny tarika Kintana Telo. Nisy fotoana ihany nisian’ny tetikasa Diarin’ny Kintana Telo, saingy nangingina ihany koa taty aoriana. Hafaliana ho an’ny mpankafy rehetra kosa ny nahenoana ity […]




