Tsy ny tatatra tsentsina na ny rano miakatra na ny fitohanan’ny fiara ireny intsony no azo resahana momba an’i Besarety. Niaina ny kolontsaina mampiray izy ireo, ny faran’ny herinandro teo. Raha mandalo amin’iny Besarety iny ianao, indrindra raha anatin’ny fitohanan’ny fiara, manam-potoana tsara hankafizana ny kisary amin’ny rindrin’ny EPP… Tsy […]
kolon-tsaina
Tantara amin’ny radio: mila mitandrina ny mpanoratra
Miverina liana amin’ny tantara fihaino amin’ny radio indray ny Malagasy. Saika mandefa izany rahateo ny ankamaroan’ny radio eto an-toerana. Mahaliana, saingy, mila fitandremana fatratra ny mpanoratra sy ny mpanatontosa. Ilay vontoatin’ny tantara, mitady hivaona. Mpanoratra tsy mahafehy na tsy mahafantatra momba ny fomban-drazana, ohatra, kanefa manasongadina ao anatin’ny sanganasany fa […]
MFF andiany faha-19: maro ny tanora sy vehivavy malagasy mifaninana
Anisan’ireo ambohipihaonan’ny fianakaviamben’ny sarimihetsika eto Afrika, indrindra ny eto Madagasikara, ny MFF. Miditra amin’ny andiany faha-19 ny hetsika, ary vinan’ny mpikarakara ny hitondra ny tsaratsara kokoa hatrany. Tanterahina ny 5 hatramin’ny 12 jolay 2024, eto Antananarivo, ny “Madagascourt Film Festival” (MFF), andiany faha-19. Ny fikambanana Rencontre du Film Court no […]
TARATRY ny KANTO
Hell’s Rush ao amin’ny Kudeta Urban Club. Ao anatin’ny fampahafantarana hatrany ny rakikirany vaovao ny tarika. Misesy ny fiakarana an-tsehatra ka etsy amin’ny kudeta Urban Club Anosy indray ry Chloé sy ny tariny, manomboka amin’ny 4 ora. Ho vahinin’izy ireo mandritra izany, ry Abasse, Dessa ary Mario ao amin’ny tarika […]
“Canal + Asaramanitra” : handeha amin’ny Novegasy ireo sarimihetsika vaovao
Sehatra ho an’ny sarimihetsika malagasy ny Novegasy ao amin’ny Canal +. Hiampy ny tolotra ho an’ny fianakaviana amin’ity volana jona ity. Nokendrena hanana ny anjarany ny tsirairay. Nosafidiana ihany koa ny ora maha ao an-tokantrano ny ankamaroan’ny mpianakavy. Tolotra ho an’ny fianakaviana mantsy ny “Canal + Asaramanitra”. Mitana ny laharana […]




