Anisan’ny mampatanjaka ny kolontsaina vahiny ny fananana ireo nialoha lalana. Tsy very ny napetrak’izy ireny fa voatahiry. Eo amin’ny tontolon’ny hira, ohatra, mbola afaka tendrena sy hirain’ny taranaka aty aoriana ny « Aleluya » sanganasan’i Haedel efa voaforona anjato taona. Ny an’ny Malagasy kosa, izay kely fantatra sy voatahiry, ovaina. Na ny […]
kolon-tsaina
AFT Andavamamba: miavaka kely ny tanjon’ny fampirantiana
Niala kely tamin’ny mahazatra ny mpikarakara ity fampirantiana ity. Na eo aza anefa izany, misy hatrany ny fampirantiana zavakanto nataon’ny mpahaikanto samihafa. Natokana ho an’ny mpianatra manokana kosa ity fampirantiana ity hampahafantarana sy hanentanana azy ireo. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ary tsy hifarana raha tsy ny 28 avrily 2023, […]
IFM Analakely : hampiranty ny “Ho nofy ihany” i Mahefa Dimbiniaina
Anjaran’ny mpahaikanto, indrindra ny Malagasy mpaka sary, indray no mianoka ny kanto raketin’ny tetikasa “Ho nofy ihany” an’i Mahefa Dimbiniaina. Vonona tanteraka ny mpikarakara rehetra ny amin’ny fampirantiana, izay misokatra ho an’ny rehetra anio. Hotanterahina manomboka anio ary tsy hifarana raha tsy ny 27 mey 2023 ny fampirantiana ataon’i Mahefa […]
Fitsangatsanganana Masina : nanovozan-kery ny « Chorale show »
Ny Koraïta avy ao amin’ny FJKM Manarintsoa Finoana, sy ny Jaws Band ary ny Chorale Feon’ny Fitiavana (Acut Ambohipo, Ankatso). Samy andrarezin’ny hira fiantsana ny hira evanjelika. Nafana ny teny an-tsehatra, satria, saika niompana tamin’ny Paska na ilay fotoana nandresen’i Kristy ny fahafatesana, ny hira nanakoako teny an-tsehatra. Na izany […]
Mila miala voly : mahazatra ny mitsangatsangana
Na tazana etsy sy eroa aza ny lanonana isan-karazany. Misy ny efa zatra mitsangatsangana. Efa zary kolontsain’ ny Malagasy isaky ny Alatsinain’ny Paska ny miala voly eny amin’ireo toerana heverina fa tsy handehanana matetika. Anisan’izany Analakely, raha ho an’ny eto an-dRenivohitra sy ny manodidina. Fitsangatsanganana tsotra, tsy handaniam-bola be loatra […]




