Anisan’ny manamarika ny alatsinain’ny paska ny fampisehoana an-tsehatra ataon’ny mpanakanto. Nampiavaka ny tamin’ity taona ity ny fironan’ny mpankafy ny mpanakanto mivoy ny gadona tanora. Nisongadina ireo fampisehoana nivoy sy nampandray anjara ny mpanakanto mivoy ny gadona ankafizin’ny tanora, ankehitriny, teto andrenivohitra. Izy ireny no nahaliana sy nahazo olona. Na izany […]
kolon-tsaina
Taona 2023 : nivelatra ny Fetin’ny Paka
Malaza ny Antsirabe ! Tsy latsa-danja amin’izany ny fivelaran’ny « Fetin’ny Paka » ho an’ity taona 2023 ity. Nahazo tombony ny faritra tsy lavitra an’Antananarivo Renivohitra. Anisan’izany ny eny Tsarasaotra ny 10 avrily, ahitana ny Lundi de Paques « Bex party ». (Wada sy Youngs, Rim-Ka, Agrad, Raouto…). Sambany handray ny « Fitsangatsanganana goavambe » ny kianja maitso […]
Miss Madagascar 2023 : hotanterahina ny volana jona ny fifaninanana
Miroso amin’ny fanatanterahana ny fifaninanana nasionaly ny tomponandraikitra eto Madagasikara, taorian’ny fiovana nisy teo amin’ny fotoana hanatanterahana ny fifaninanana “Miss monde 2023”. Ny solontenan’ny Malagasy amin’ity fifaninanana ity izay efa vonona tanteraka. Namoaka fanambarana ofisialy ny Comité nationale de préparation de Miss Madagascar, CNMM, ny Zoma 7 avrily 2023, ny […]
Tango : ho avy eto ny “Trio Buenos Aires”
Hanatanteraka fampisehoana tokana eto Madagasikara ny “Trio Buenos Aires”, tarika manana ny lazany eo amin’ny gadona sy dihy “Tango”. Eny amin’ny Canal Olympia ny 17 Avrily 2023 no hanatanterahana ny fampisehoana. Ny Académie Nationale des Arts et de la Culture (ANAC) miaraka amin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina no mikarakara […]
Slam poèsie : hanomboka ny fifaninanana “Tour’nao”
Tontosaina rahampitso, eny amin’ny Cercle-Germano Malagasy, CGM Analakely, ny fifaninanana “Tour’ nao”, fihodinana voalohany. Fifaninanana Slam poèsie, karakarain’ny Madagaslam Section Tana (MST). Misy ny fepetra manokana mandritra ny fifaninanana Slam poèsie. Efa manomboka ny fifaninanana fanomanana ny Slam nasionaly. Anisan’izany ity karakarain’ny Madagaslam Section Tana ity. Fihodinana voalohany ity hotanterahina […]




