Hetsika efa fanao isan-taona, mandritra ny vaninandro fankalazana ny Paka, sahala amin’izao ny “Festival Dola Beach”. Niezaka nitondra fanatsarana ny mpikarakara tamin’ity andiany ity. Izany no natao ho fanehoana ny maha izy an’i Vatomandry. Tontosaina eny amin’ny torapasik’i Vatomandry, manomboka anio hatramin’ny 10 avrily 2023, ny “Festival Dola Beach”, andiany […]
kolon-tsaina
Erinah Miora : famoronana fianjaika metaly
Mpankafy ny mozika gadona rock sy ny metaly i Erinah Miora. Tsy nirona tany amin’ny fihirana na fitendrena anefa izy, fa nisafidy sehatra mbola vitsy mpanao, ny famoronana fiakanjo sy ny fianjaika rock sy metaly. Nambarany fa « maro ireo mpanakanto mpiangaly na mpankafy ity gadona mavesatra ity maniry te hanana […]
Niova tanteraka : nosongonan’ny « sonia » ny soatoavina malagasy
Ny Malagasy, manana ny taniny, teniny, fombany, hasiny satany, sns. Nanana ny fiantraikany teny amin’ny fiarahamonina ihany koa anefa ny zava-nisy nolalovan’i Madagasikara. Fiovana tetsy, nambara ho « fandrosoana » teroa. Niezaka nampifandrindra izany tamin’ny andavanandrom-piainany ny Malagasy. Nihazakazaka, nandroso, nihemotra… Samy nanao izay ho afany ny rehetra. Iray amin’ireo soatoavina niainana […]
NBJF andiany fahefatra: tanterahina anio ny lanonam-panokafana
Tontosaina anio hariva, eny amin’ny Birdy, Galaxy Andraharo, ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny “Nosy Boraha Jazz Festival” na NBJF. Hisy amin’ireo mpanakanto, handray anjara amin’ny NBJF no hanafana ity lanonana fanombohana amin’ny fomba ofisialy ity. Efa nisy ny hetsika “Jazz sur RN2”, hetsika tafiditra ao anatin’ny NBJF natao omaly, […]
Rebecca Weingartner : hizara ny fahaizany mandihy
Hotontosaina, anio, eny amin’ny Institut Français de Madagascar, IFM Analakely, ny fampisehoana dihy tarihin’i Rebecca Weingartner. Ny masoivohon’i Suisse eto Madagasikara miaraka amin’ny Compagnie Lovatiana no mikarakara ny hetsika. Hetsika tafiditra ao anatin’ny “Festival Miaraka” andiany fahatelo. Hahazo vahana manokana ny dihy amin’ity anio ity, amin’ny maha fampisehoana dihy azy. […]




