Tsy “Face à face” ny “Amour’Rire”. Saika hatsikana niaraha-niketrika no hatolotry ny tarika Fou Hehy sy ny tarika Etsetra Etsetra, mandritra ilay fampisehoana “Amour Rire” andiany faharoa. Hotontosaina rahampitso alahady, etsy amin’ny CC Esca Antanimena io, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro. “Niara-niketrika ny seho nandritra ny andro maromaro […]
kolon-tsaina
Aft Andavamba : mitohy ny fety ho an’ny mpankafy Slam
Taorian’ny hetsika zoma mahafinaritra teny amin’ny Ivontoeran’ny Kolontsaina Malagasy na IKM Antsahavola dia eny amin’ny Alliance Française d’Antananarivo na AFT Andavamamba indray ny ambohipihaonan’ny mpankafy Slam poésie ny asabotsy 18 febroary 2023.Tafiditra ao anatin’ny hetsika “Ça claque”. Hetsika karakarain’ny AFT Andavamamba miaraka amin’ny fikambanana Madagaslam. Tafaverina indray ny hetsika “Ça […]
Taona 2023 – Fandraharahana : hirotsaka amin’ny fikarakarana lanonana ny MK Pro
Nitombo iray ny orinasa mijoro ara-dalana hisehatra eo amin’ny fikarakarana lanonana. Tontosa tetsy Tsiadana, omaly, ny fampahafantarana ny fijoroan’ny MK Pro sy ny asa hosahaniny. «Tokony hiroborobo ny fandraharahana eo amin’ny fikarakarana lanonana satria manan-talenta ny Malagasy », hoy Manjaka Rakoto David, mpanorina ny MK Pro, omaly, tetsy Tsiadana. Faharoa, homena […]
“Ilay seho”…: hizara ny “Mangetikatimo” i Lova Mpagnesa
“Ilay seho”… Izay mihitsy no nampisaloran’i Lova Mpagnesa ny fiakarana an-tsehatra hotontosainy rahampitso, etsy amin’ny AFT Andavamamba. Maneho ny fanomanana, ny fiandrasana ny fotoana ary ny fahavononana hanatontosa “Ilay seho” izay anarany izay. “Mahafaly ahy indrindra ny mampahafantatra ity seho ity, indrindra ny fiarahana amin’ireto mpanakanto manana ny mampiavaka azy […]
Aft Andavamamba: nahaliana ny maro ny hetsika “Amour en mots”
Tonga amin’ny fiafarany ny “festival amour en mots” rehefa nandeha nandritra ny 4 herinandro teny amin’ny Alliance Française d’Antananarivo na Aft Andavamamba. Hetsika maro sy fifaninanana ary varotra sy fampirantina maro no nentina nandravahana izany hetsika lehibe izany. Nahazo laka manokana nandritra ny “festival Amours en mots” ny boky sy […]




