kolon-tsaina

Taonjato faha-xx: Liana tamin’ny sary hosodoko ny fiarahamonina merina

Nampidirin’ny Eoropeani­na teto Antananarivo voalohany ny sary hosodoko tamin’ny taona 1826, tao anatin’ny vanim-potoana fanjanahantany, nataon’i Pauline Mongi­not. Niaraka tamin’ny tantaran’ny fanjanahantany ny hosodoko, ary nihanaka haingana tao anatin’ny fiarahamonina merina. Avy tamin’ny fanadihadiana natao tamin’ireo tahiry tamin’izany fotoana no nahafantarana fa mirakitra tantara isan-karazany ireny sary ireny, ary notohanan’i […]

Zoma Mahafinaritra: hahazo tombony ny mpankafy Slam.

Tontosaina anio tolakandro, eny amin’ny Ivontoeran’ ny Kolontsaina Malagasy na IKM Antsahavola ny hetsika “Zoma mahafinaritra”. Amin’ ity indray mitoraka ity, ny mpiangaly sy mpankafy Slam- Poésie no hanafana ny hetsika sy hahazo vahana ao anatin’izany. Sahala amin’ny mahazatra ny Slamoureux, izany hoe, ny mpiangaly ny Slam. Misokatra ho an’ny […]

Tsy mety tafarina i Madagasikara: novetavetain’ny vahiny ny fanabeazana sy ny kolontsaina malagasy

Amin’ny lafiny rehetra, manan-karena be, hono, i Madagasikara ! Ny mahavariana, tafiditra ao anatin’ny laharan’ny firenena mahantra indrindra maneran-tany anefa izy. Misy rindra mifanohitra ao ambadik’ireo fa tsy tongatonga ho azy. Mpilalao fototra ao anatin’izany ny vahiny sy ny forongony. Fitaovana nampiasan’izy ireo kosa ny Malagasy sasany sy ny fanabeazana […]

Haihaingo sy Lamaody : hatao any Toamasina ny “Mihamy Mada Fashion” 4

Hiditra amin’ny andiany fahaefatra amin’ity taona ity ny “Mihamy Mada Fashion”. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina, hotontosaina any Toamasina indray ny amin’ity, ny 6, 7 ary 8 avrily ho avy izao. Ity no hetsika goavana indrindra hanasongadinana ny tonto­lon’ny asa famoronana, ana­tin’ny haihaingo sy ny […]

IFM Analakely: hiavaka ny tolotra taona 2023

Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Institut Français de Madagascar na IFM, amin’ny fiantsorohana ny lafiny ko­lontsaina sy fanabeazana. Nampahafantarina ny alarobia 15 febroary 2023 ny karazana tolotra mahakasika izany sa­hanasa sahanin’ity ivontoerana ity izany. Ny lafiny kolontsaina sy ny fanabeazana ny nomena lanja manokana ao anatin’izao. Tolotra manokana amin’ity taona […]