kolon-tsaina

Collection Vakoka : Boky roa ho an’ny tanora

« Jean-Joseph Rabearivelo, un poète entre deux mondes » na « Poeta miroa tontolo », sy « Jacques Rabe­ma­nanjara, poète engagé » na « Poeta sy mpitolona ». Boky roa vaovao, saingy miresaka ireo andrarezin’ny literatiora malagasy, nametraka ny diam-peniny holovain’ny taranaka. Izay indrindra ny tanjon’ny Collection Vakoka tamin’ny namoahana ireto boky ireto: hampita amin’ny tanora ny mombamomba […]

«Ny hirahiram-poko»: Seho fahatsiarovana an’i Vola sy Noro

Fampiaraham-peom-behivavy nanamarika vanim-potoana iray manontolo. Tsy hadino mandrakizay, mbola homem-boninahitra ry Vola sy Noro sy ny talentany. Hisy ny seho ialohavan’ny fifaninanan-kira Vola sy Noro. Efa ela no noketrehina… Na­maly ny hetahetan’ireo mpankafy amin’izay ireo mpandimby an’i Vola sy Noro. Hisy ny seho ho fanomezam-boninahitra ireto mpanakanto ireto, ho tsiaro […]

TARATRY ny KANTO

Nodimandry teo amin’ny faha-81 taonany i Jimmy Cliff. Mpanakanto jamaikanina, anisan’ny nanan­dratra voalohany ny mozika nampiavaka ny fireneny, ary lasa mpankanto malaza iraisam-pirenena nandritra ny taona maro. Vokatry ny aretin-tratra efa an-taonany maro no voalaza fa nitarika ny fahafatesany. Maro ireo hiran’i Jimmy Cliff mitoetra mandrakizay, toy ny “Many Rivers […]