Naiditra vonjimaika am-ponja eny Tsiafahy ny jiolahy enina rehefa avy niakatra fampanoavana teny anivon’ny fitsarana Anosy, omaly. Napetraka eo ambany fanaraha-mason’ny fitsarana kosa ny vehivavy iray hafa, niray tsikombakomba tamin’izy ireo. Misesisesy ny fanafihana mitam-piadiana eny amin’ny disitrikan’Avaradrano tato ho ato. Anisan’ny tompon’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana teny an-toerana ireto andian-jiolahy […]
Taratra
SOMBIM-BAOVAO
Nahemotra amin’ny 20 sy 21 septambra izao ny fifaninanana “Alley Hoop Quest 3×3”, taranja basikety, ho an’ny sokajy U17 sy U23 lahy sy vavy, nokasaina hatao ny faran’ity herinandro ity. Noho ny fifanindriana amin’ny fitsenana ny Barea no antony raha ny voalazan’ny mpikarakara. Hatao eny amin’ny ANS Ampefiloha kosa ny […]
Rugby – «Top 8 Mada»: Hanala vela amin’ny FTM ny TFA
Hotanterahina etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, rahampitso, ny dingana manasa-dalana hiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja rugby na «Top 8 Mada». Anisan’ny fihaonana andrasan’ny rehetra ny fifandonan’ny TFA Anatihazo sy ny FTM Manjakaray. Hiendrika famaranana kely ny an’ny roa tonta. Adin’ny samy kartie mantsy io ary ekipa diso mifankahalala tsara ireo […]
Dihy ara-panatanjahantena: Manofana mpitsara matihanina ny FMDSS
Taorian’ny fahavitan’ny fifidianana eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny dihy ara-panatanjahantena, tsy mitsahatra mitady ny fomba ampiakarana ny lentan’ity taranja ity ny mpitantana ny FMDSS. Manatanteraka fitsidiham-paritra izy ireo, manome fiofanana ho an’ny mpitsara fifaninanana. Mpitsara 20 no efa nisitraka izany tao Vakinankaratra, ary 22 kosa tany Atsinanana. Hitohy any Boeny, ny […]
Lalaon’i Madagasikara sy i Maroc: aorian’ny Barea ny vahoaka malagasy
Hatao, anio, any Kenya, ny famaranan’ny “Chan 2024”. Samy vonona ny haka io amboara lehibe io i Madagasikara sy i Maroc. Ho avy hanohana ny Barea any Kenya ny filoham- pirenena malagasy. Tonga ity ny fotoana! Hiatrika ny lalao famaranan’ny “Chan 2024”, izay hatao any Nairobi Kenya, anio, i Madagasikara. […]




