Taratra

Fampivelarana ny talenta: Mitady ny maimaimpoana hatrany ny Malagasy

Izao ariary ny hasintanana. Misy sarany ny fampianarana. Misy fandraisana anjara tahaka izao satria misy fandaniana atao… Tsy ireo velively no tian’ ny Malagasy henoina raha vao miresaka fampianarana zavakanto na kolontsaina. Ny azy, mila tolotra maimaimpoana hatrany. Fihetsika mametraka ny kolontsaina sy ny zavakanto ho tsinontsinona? Tsy misy sandany? […]

TARATRY ny KANTO

Fahatsiarovana an’i Vola sy Noro. Hanodidina izay ny « Sentimental », andiana hetsika karakarain’ny Hakanto Temporary eny Ankadimbahoaka, anio ma­nom­boka amin’ny 2 ora tolakandro. Hiaraka hikalo ireo hira nahafantarana an’i Vola sy Noro, araka izany, ireo mpankafy azy ireo. Hamelombelona ny fahatsiarovana ny taona maro nivalona sy ny vanim-potoana no marihin’ireo hiran’izy mirahavavy, […]

FANTINA sy FINTINA

Manameloka ny fanelezana vaovao diso sy fanosoram-potaka ny seraseran’ny Primatiora. Tsy marina ny fanononana anaty tambajotran-tserasera sy fampifandraisana ny anaran’ny praiminisitra Ntsay Christian amin’ny olona lazaina fa zanany lahy eto an-dRenivohitra. « Tsy manan-janaka mipetraka na mandalo eto ny praiminisitra », hoy ny fanambarana. Hifarana rahampitso ny andron’ny Vovo­nan’ny olon-dehibe « Journée nationale […]

Fikaonandoham-pirenena : Hifanatrika amin’ireo antoko politika ny Ceni

Nifarana omaly, tany Ma­ha­janga, ny atrikasa nataon’ny eo anivon’ny Ceni. Namba­ran’ny filohany, Andrianarise­do Dama Arsene, tamin’izany fa hifanatrika amin’ireo mpi­antsehatra rehetra amin’ny fifidianana izy ireo. « Mbola hialohavan’ny atrikasa eny ani­von’ny faritany aloha izany ary avy eo vao ny atrikasam-pirenena, ho fanatsarana ny zo­tram-pifidianana. Maromaro ireo tolokevitra ary samy ma­nana ny […]