Taratra

INDRAY MIJERY

Mivoaka tsikelikely ny voka-panadinana bakalorea any amin’ny faritra. Efa nivaly izany ho an’ny ao Fianarantsoa. Toraka izany koa ny any Antsiranana. Tsy nisy mpiadina afaka mihitsy na dia iray aza ho an’ny sokajy C tao Antsiranana. Miandry fatratra ny voka-panadinana kosa ny eto Antananarivo. Olona 446 no tonga nanao fizaham-pahasalamana […]

Cafpa Andranovaky Mahitsy: Manofana tanora matihanina amin’ny fambolena sy fiompiana

Isarihana ny sain’ny tanora ny ifotorany amin’ny fambolena sy fiompiana hampahaleo tena ara-tsakafo an’i Madagasikara. Antom-pisian’ny Cafpa Andranovaky Mahitsy izany hamolavolana tanora ho matihanina amin’ny sehatra ambanivohitra. Hotanterahina amin’ity herinandro ity ny fanadinana fifaninanana hi­di­rana ao amin’ny foibem-piofanana arakasa momba ny fambolena (Cafpa) etsy Andranovaky Mahitsy. Tanora avy eto amin’ny […]

“Afrobasket 2025” : Tapitra hatreto ny lalan’ ny Ankoay

Tapitra omaly, taorian’ny faharesena nanoloana ny ekipan’ny Tonizia, ny lalan’ny Ankoay, ao anatin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, “Afrobasket”, sokajy lehilahy, tanterahina any Angola. Isa 81 no ho 60 no nandavoan’i Tonizia azy ireo ka nampijanona hatreo ny nofinofy ho an’ny ekipam-pirenena malagasy. Mbola nifandanja ary tao anaty herijika tanteraka anefa […]

« Mondial 2026 »: Hatao any Maroc ny lalaon’ny Barea

Noho ny tsy mbola fahazoan’ny Kianjaben’i Maha­masina fankatoavana avy amin’ny kaonfederasionina afri­kanina (Caf) sy ny Federa­siona iraisam-pirenena (Fifa), voatery hatao ivelan’i Mada­gasikara indray ny lalaon’ny Barea A. Fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny «Mon­dial 2026», ho an’ny vondrona I. Araka izany, navoakan’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), tao amin’ny tambanjotrantseraserany, ny sabotsy […]