Taratra

FANTINA sy FINTINA

Marina hoe misy ny fisaraham-pahefana: mpanao lalàna, mpanatanteraka, mpitsara. Io no nambaran’ny mpisolovavan’ireo fianakaviana manana ny maty tamin’ny “Raharaha Ambohimalaza”, ny Me Rafidison Eric, teny Anosy, afakomaly. Tsy tokony hitsa­baka amin’ny raharaham-pitsarana ny fahefana mpanatanteraka, fa sahirana ny mpitsara. Nifarana teny amin’ny kianjan’ny kanto, Mahamasina, omaly, ny tsenaben’ny Firaisankina naharitra […]

Fihaonana an-tampon’ny SADC: Atao tsara antoka ny fampandehanan-draharaha

Ao anatin’ny fanomanana ny fihaonana an-tampony faha-45 eo anivon’ny Sadc, manome lanja manokana ny fanofanana ireo ekipany hiantohana ny fampandeha­nan-draharahan’izany hetsika le­hibe isam-paritra izany i Madagasikara. Ny teny ang­lisy no teny ofisialin’ny Sadc. Noho izany, manamboninahitra 100 eo ho eo avy ao amin’ ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny sy ireo sampandraharaham-panjakana hafa […]

Vahoaka tsy adala

  Tsy misy inona vitan’ny fitondram-panjakana, hono, amin’izao. Izay ny fijerin’ny be tsikera, mpanohitra, mpankahala… Izay atao koa tsy misy dikany, tsy mitondra inona amin’ny fiainam-bahoaka: rendrarendra, fisehosehoana… Tsy atao mahagaga raha ny vava tsy ambina toy izany. Mby amin’ny hoe tsy manao na inona na inona raha tsy te […]

Filoha Rajoelina Andry : “Mila mahaleo tena amin’ny fitantanana ny prefektiora”

Notokanana ny sabotsy lasa teo ny birao fiasan’ny Prefektiora, ao amin’ny Faritra Ambatosoa. Nantitranterin’ny Filohan’ny repoblika tamin’ny lahateny nataony fa tokony hahaleo tena ny fitantanana. “Raha nametraka fa­namby isika, tratra ny tanjona. Satria mila mahaleo tena eo amin’ny fi­tantanana ny eto Maroan­tsetra. Tokony hitondra soa izay”. Io ny nambaran’ny filohan’ny […]

TSELATRA

Fahatapahan-jiro sy rano. Nitokona sy nidina an-dalambe ireo mpianatra mipetraka eny amin’ny Cité Ankatso II, afakomaly maraina. Nandoro kodiarana sy nanao ny sakan-dalàna izy ireo. Nanome 48 ora ny tomponandraikitra mba hamahana ny olana. Hahery vaika ny fitokonana raha tsy voavaha ny olana. Lehilahy iray manodidina ny 45 taona naratra […]