Notontosaina omaly, teny amin’ny Kianja CFFA Iavoloha, ny lalao mandroson’ny fifaninanana “Coupe des Champions” izay nifanandrinan’ny CFFA, tompondakan’i Madagasikara sy ny FC Rouge, tompon’ny amboara. Resin’ny CFFA tamin’ny isa 3 no ho 1, ny FC Rouge. Samy nilaza ny ekipa roa tonta fa mbola betsaka ny lesoka mila harenina. Anisan’izany […]
Taratra
Basikety 3×3 – “Women’s Series Bangkok”: Tsy tafavoaka vondrona ny Ankoay, sokajy vehivavy
Tsy niatrika ny dingana manaraka izay notontosaina omaly, ny Ankoay fa resy indroa tao amin’ny vondrona “B” misy azy, ny asabotsy lasa teo, tamin’ity lalao basikety “Women’s Series Bangkok” ity. “Tsy nahomby !” Tsy nivoaka vondrona tao amin’ny sokajy “B” misy azy ny ekipam-pirenena malagasy, vehivavy, ny sabotsy lasa teo, […]
VAOVAO TAMBATRA
Hampiroboroboina ireo seranam-piaramanidina tantanin’ny Adema SA. Fantatra izany nandritra ny fampitana am-bava natao teo anivon’ny filankevitry ny minisitra, ny herinandro lasa teo. Tafiditra ao anatin’ ny asa ny hanamafisana ny fiarovana sy ny fotodrafitrasa any amin’ireo seranam-piaramanidina. Miisa 55 ny seranam-piaramanidina tantanin’ity orinasam-panjakana ity, ankoatra ny eto Antananarivo sy Nosy […]
Betroka : Tohodrano roa manondraka velarantany 500 ha
Mandeha ny asa fanamboarana fotodrafitrasa lehibe roa any Ivahona Andriry sy Ivazo, samy ao amin’ny distrika Betroka, faritra Anôsy. Tohodrano roa, afaka manondraka velarantany mitotaly 508 ha no vita, isitrahan’ny tantsaha maherin’ny 1 300. Any Ivahona ny iray, afaka manondraka velarantany 380 ha, ka mpamboly miisa 1 150 no hisitraka azy. Mahatratra […]
Mpiaro ny zon’ny mpanjifa: “Malalaka ny safidy “
” Fotoana mahamety azy ny fanapahan-kevitra noraisin’ny fanjakana momba ny fampiatoana vonjimaika ny haban-tseranana sy hetra amin’ny vary hafarana”, hoy ny fikambanan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa. Tsy mbola mahasehaka ny filàna ny vokatra eto Madagasikara. Antony nahatonga ireo fikambanana niray feo tamin’ny fanjakana. Nambaran’izy ireo fa hanamafy ny fitsinjovana ny […]





